Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all 70636 articles
Browse latest View live

Hahena ny fampiasana saribao: hampidinina ny vidin’ny entona fandrehitra

$
0
0
Anisan’ny vahaolana hampihenana ny fandripahana ala ny fampiasana entona fandrehitra. Vidiny takatry ny rehetra ny tanjona, sady mila aparitaka manerana ny Nosy. Manana fanamby goavana ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny harena lovain-jafy (MEDD). Nisy ny fihaonana nataony niaraka amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny tetibola, nosoloin’ny fitantanana foibe ny hetra, sy ny Komity malagasy misahana […]

Miverina ny trafika: andramena 87 tratra tany Amparafaravola

$
0
0
Tsy foana! Hazo sarobidy maromaro ny tratran’ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny harena lovain-jafy (Dredd) Alaotra Mangoro, niaraka amin’ny Polisim-pirenena, tany amin’ny fokontany Antanambao, kaominina Ambohimandroso, distrika Amparafaravola, ny alatsinainy 16 novambra teo. Tratra ny olona roa, ny mpiambina sy ny sefo fokontany, hatao famotorana. Taorian’ny famotorana, fantatra fa olona roa no nitazona ireo […]

Les Barea et les Eléphants se neutralisent: Un but magistral d’Amada

$
0
0
Les Barea et les Eléphants se neutralisent: Un but magistral d’Amada

Na teo aza ny ady sahala tamin’ny Elefanta…: Efa any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea hatreto

$
0
0
Na teo aza ny ady sahala tamin’ny Elefanta…: Efa any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea hatreto

Emission Ambarao – avec ANDRIAMASY Randrasoa Marie Estelle Filoha Nasionalin’ny Filankevi-pirenen’ny Vehivavy CNFM #Audio

$
0
0
Suivez l’Emission Ambarao sur Alliance 92 tous les mercredi à 12 h 15 vm, 13 h 15 vf. Rediffusion les dimanche à 09 h 10 pour la version française et à 12 h 00 pour la version malgache

Emission Ambarao – avec Randrasoa Marie Estelle ANDRIAMASY – Prés. Conseil national des femmes de Madagascar (CNFM) #Audio

$
0
0
Suivez l’Emission Ambarao sur Alliance 92 tous les mercredi à 12 h 15 vm, 13 h 15 vf. Rediffusion les dimanche à 09 h 10 pour la version française et à 12 h 00 pour la version malgache

Hippisme – Mahazina: le jockey apprenti Bertho Gustave conclut en beauté la saison

$
0
0
Malgré l’impact de la crise sur les événements sportifs, y compris les courses hippiques, la saison 2020 de l’Ahcel, après cinq réunions « restreintes », s’est terminée sur une note d’espoir et de nouvel élan, à Ambatolampy, le 15 novembre. Les inconditionnels amassés autour de l’hippodrome de Mahazina qui ne pouvaient pas assouvir leur passion […]

Pétanque: le MJS recommande une élection

$
0
0
La fin de la période transitoire a sonné pour la Fédération sport boules malagasy (FSBM). Dans une lettre en date du 29 septembre, le ministère de la Jeunesse et des sports (MJS) a déclaré que la période transitoire touche à son terme tout en demandant aux actuels dirigeants de procéder à l’élection des nouveaux membres […]

Toamasina: construction d’une gymnase d’une capacité de 4.000 personnes

$
0
0
Toamasina fait partie des villes qui bénéficieront de la construction d’infrastructures sportives dans le cadre du projet présidentiel. D’après les informations émanant du ministère de la Jeunesse et des sports (MJS), les travaux commenceront d’ici quelques jours. En effet, toutes les conditions sont réunies pour per­mettre le lancement de projets d’envergure. Le Conseil municipal de […]

Barea de Madagascar: les « anciens » maintiennent le cap

$
0
0
Après quatre journées, Madagascar court toujours après sa deuxième qualification à la Coupe d’Afrique des nations (Can 2022). Dans cette quête, les joueurs et attaquants expérimentés devraient être inéluctables sur le terrain, malgré la présence des jeunes censée à apporter du sang neuf, mais qui n’ont pas encore faire leur preuve.  En attendant la suite […]

Asa mamoafady amin’ny “internet”: voasambotra ny lehilahy roa mampiasa vehivavy maro

$
0
0
Tra-tehaky ny polisy tetsy Ampahibe, ny alatsinainy teo, ny lehilahy roa mpanera vehivavy hijangajanga. Araka ny fantatra, mampiasa trano iray eo an-toerana ireo olon-dratsy amin’ny fanaovana ny asa vetaveta. Araka izany, misy ireo vehivavy ampiasain’izy ireo hanao izany. Nambaran’ny Polisim-pirenena fa 21 ka hatramin’ny 24 taona avy ireo vehivavy voakarama. Amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera « facebook » ny […]

Efa mpamerin-keloka: niharan’ny hatezeram-bahoaka ilay mpangalatra

$
0
0
Tra-tehaky ny fokonolona teny Fasan’ny Karana ny mpangalatra iray, afakomaly maraina. Nanararaotra ny tsy naha teo ireo tompon-trano ralehilahy ka niditra antsokosoko. Araka ny fantatra, voapitsok’ilay lehilahy ny fanalahidin’ny trano ka tafiditra izy. « Taorian’izay, nalainy avokoa ny kojakojan-dakozia sy ny entana maro samihafa toy ny “lecteur » sy bodofotsy ka nataony tao anaty gony », hoy ny […]

Ambatofinandrahana: basy mahery vaika telo naverin’ny dahalo

$
0
0
Tafaverina amin’ireo Zandarimariam-pirenena ny basy mahery vaika miisa telo sy bala 20 isa tao Ambatofinandrahana. Hetsika fampandriana fahalemana ao an-toerana ny nahazoana izany. Ny 15 novambra teo, nisy ny basy AKM laharana 1972PE 946 sy tranom-bala nahitana bala miisa simy sarona. Tratra tany amin’ny dahalo atao hoe Rahova ireo fitaovam-piadina ireo. Fantatry ny maro ao […]

Soavina: navotsotr’ireo jiolahy ilay ankizikely nalaina an-keriny

$
0
0
Notazonin’ireo mpaka an-keriny nandritra ny dimy andro ity ankizikely nalaina an-keriny ity tao Benobasy, fokontany Malaindromisotra, kaominina ambanivohitra Soavina, distrikan’Ambatofinandrahana. Araka ny fanazavana voaray teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, ny alin’ny 10 novambra lasa teo no nisy naka an-keriny tao an-trano ny ankizilahikely antsoina hoe Pierre. Ny faran’ny herinandro teo, navotsotr’ireo olon-dratsy izy. Tsy fantatra na nahazo […]

Tselatra

$
0
0
Zazalahikely iray nisy nanary tao anaty lavapiringa ao Andranonahoatra Antsirabe, afakomaly tolakandro. Ankizy nilalao no naheno ilay zazamena nitomany ka niantso fokonolona. Novakiana ny lavaka ka avotra soa aman-tsara ilay zaza. Hampitondraina anarana “Caserne” avokoa ireo zandary maty. Isan’izany ireo mahery fon’ny firenena lavo teo am-perinasa. Hotanterahina avy hatrany izany raha vantany vao ankatoavin’ny fianakaviany […]

Minisiteran’ny Mponina – Fanodinkodinam-bola: tompon’andraikitra ambony fito nampidirina am-ponja vonjimaika 

$
0
0
Niainga tamin’ny fampahafantaran’ny mpanara-maso ny fitantanambola (DGCF) ny fanadihadian’ny Bianco ny raharaha. Niafara amin’ny fampidirina am-ponja olona miisa fito noho fanahiana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny tsenam-baro-panjakana eo anivon’ny minisiteran’ny Mponina izany. Miisa 15 be izao ireo niakatra tetsy amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac), 67 ha, omaly. Raharaha tamin’ny taona 2018 izao noraisin’ny Bianco, […]

Misy mahita tombontsoa amin’ny korontana    

$
0
0
Fiteny mandrakariva ny hoe tsy misy mahita na mahazo na manana tombontsoa amin’ny  korontana, indrindra ny hoe korontana politika. Marina ve izany? Nefa tena misy, rey olona,  ny mitady sy miady tombontsoa manokana amin’ny korontana. Tsy iza tsy iza fa ireo mpilalao politika fatra-piandry kendry tohina ka manararaotra korontana politika hahazoana toerana na fahefam-panjakana. Efa […]

Raikitra ny «Hetsika iraisam-pirenena ho an’ny faritra»

$
0
0
Hotanterahina, ny 26 hatramin’ny 28 novambra ho avy izao, manoloana ny lapan’ny Tanàna Analakely, ny « Hetsika iraisam-pirenena ho an’ny faritra, andiany I ». Mpikarakara izany ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny miaraka amin’ny minisiteran’ny Atitany ary handraisan’ireo minisitera maro samihafa anjara sy ny sehatra tsy miankina. « Anisan’ny modelin’ny fiaraha-miasa mifanaraka amin’ny vinan’ny filohan’ny Repoblika momba ny fampivoarana […]

Tetibolam-panjakana: manahy takalom-patsa vidim-pihinanan’ireo depiote ny « societe civil »

$
0
0
Handidy dia homana? Mazava ny fanamban’ireo eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena, tetsy Ambatonakanga, omaly. Nitaky izy ireo mba holanina ao anatin’ny fanjana ny lalàna sy ho an’ny tombontsoan’ny olom-pirenena ary araka ny fenitra ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2021. « Aoka hajanona ilay fomba mamohehitra, zary lasa fahazaran’ny depiote mandany ny lalàna momba ny tetibola rehefa azony ny […]

Fitokanan’ny filoha Rajoelina ny LMOI: hitobaka ny lafarina, tsy hiakatra ny vidin’ny mofodipaina

$
0
0
Tafiditra amin’ny fampiroboroboana ny indostria sady ao anatin’ny velirano. Mandray anjara tanteraka amin’ny fampandrosoana amin’izany ny LMOI ao Toamasina, notokanan’ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Manafatra lafarina 250 000 taonina/taona i Madagasikara. Afaka mamokatra lafarina eto isika, manomboka izao, ary tanjona ny hanodinana ny zavatra rehetra ilain’ny Malagasy eto an-toerana, araka ny nambaran’ny filoha. « Tokony hidina […]
Viewing all 70636 articles
Browse latest View live