Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all 70642 articles
Browse latest View live

Eliminatoires de la Can 2022: Les Barea ont toutes les cartes en main

$
0
0
Eliminatoires de la Can 2022: Les Barea ont toutes les cartes en main

Nilatsaka ny baiko ho an’ny mpitandro filaminana: hihamafy ady amin’ny asan-dahalo sy ny fiparitahan’ny basy

$
0
0
Nanantanteraka fivoriana fahatelo tamin’ny alalan’ny « visio-conférence » ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena manerana ny Nosy, omaly. Nitarika izany ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria. Niditra nivantana ihany koa ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena. Voalaza tao anatin’izany ireo toromarika nomen’ny OMC, indrindra ireo fepetra horaisin’ny Zandarimariam-pirenena amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany; […]

Kitra – Na teo aza ny ady sahala tamin’ny Elefanta…: efa any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea, hatreto

$
0
0
Na teo aza ny ady sahala nifanandrinan’ny Barea sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, omaly tany Toamasina, mbola misy hatrany ny fanantenana. Samy mitarika ao anatin’ny vondrona K misy azy ny roa tonta. Efa any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea, hatreto. Efa any amin’ny ”Can 2022” hatao any Kameronina ny tongotra ilan’ny Barea, taorian’ny ady sahala […]

Amin’ny maso sy mahasoa… tsy miangatra    

$
0
0
Tena marina ny hoe tsy misy jamba toy izay minia mikimpy? Na marenina toy izay minia marenina… Inona, hono, ny zavatra miova eto amin’ny firenena amin’izao? Izay ny vavan’ny mpanohitra sasany. Tena tsy misy tokoa ve izay? Na minia mikimpy sy marenina na entin’ny fankahalana, hany ka maizina avokoa ny zava-drehetra. Aza gaga raha tofoka […]

Malagasy anciens Maroc: « Helohinay ireo milisy Polisario »

$
0
0
Tsy afaka ny hangina. Namoaka fanambarana ny Fikambananan’ireo Malagasy tany Maraoka teo aloha, manoloana ny toe-draharaha any amin’iny faritra iny. « Helohinay tanteraka ny fihetsika feno fihantsiana ataon’ireo milisy « Polisario » any amin’ny faritr’i  Guergarate any Sahara an’i Maraoka manoloana ny sakantsakana tsy famelana ny fahazoan’ny olona sy ny entana mivezivezy eo amin’ny fanjakan’i Maraoka […]

Fampielezan-kevitra  : voarara ireo antoko tsy manana kandidà      

$
0
0
Voarara ny fanirian’ny antoko politika na ny vondrona antoko politika tsy mandrotsaka na manana kandidà amin’ny fifidianana loholona mikasa hanao fampielezan-kevitra. “Ny kandidà sy ny komity mpanohana no manao ny fampielezan-kevitra”, hoy ny mpampaka-tenin’ny Ceni, Rakotondrazaka Fano, momba ny fiatrehana ny fifidianana loholona, hatao ny 11 desambra ho avy izao. Mazava ny didim-panjakana noraisin’ny filankevitry […]

Fametrahana fotodrafitrasa: hanomboka ny fanamboarana an’i Miami – Toamasina

$
0
0
An-dalana ny asa rehetra. Nidina tany Toamasina ny filoha Rajoelina Andry, omaly, ary nanambara ny hanombohan’ny asa fametrahana ny Miami, any an-toerana. Nambarany tamin’izany ny dingana voalohany amin’ny fanombohana ny asa, voafaritra amin’ny «zone nord», eo anelanelan’i Hopitalibe sy ny Hotel Neptune. Hisy kosa ny fananganana fotodrafitrasa sy ny toerana fitsangantsanganana rehefa vita ny fanajariana […]

Masoivoho amerikanina: manamarika ny herinandron’ny fanabeazana iraisam-pirenena

$
0
0
Nanomboka ny 16 ka hatramin’ny 20 novambra izao ny hanamarihan’ny masoivoho amerikanina ny “Herinandron’ny fanabeazana iraisiam-pirenena” (IEW). Mampirisika ireo mpianatra malagasy liana amin’ny fianarana any ivelany ny masoivoho amerikanina eto Madagasikara sy i Kaomoro handray anjara amin’ireo hetsika maimaimpoana mandritra ny IEW amin’ny fitsidihana ny pejy facebook https://www.facebook.com/EducationUSAMadagascar. Tokony hanararaotra ity herinandro ity ireo mpianatra malagasy […]

Fitakiana tsy nahitam-baliny an-taona maro: raikitra ny fitokonan’ny «inspecteur de travail»

$
0
0
Niotrika an-taony maro ka tsy afaka hangina intsony, manomboka izao. “Efa hatramin’ny taona 2004 noho mankaty ny fitakianay ny sata mifehy manokana anay nefa tsy nisy nametraka izany hatramin’izao. Tsy nisy valiny mahafa-po nefa zonay izany ary ara-dalàna satria efa voafaritry ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny asa. Efa  nankatoavina sy nosoniavin’i Madagasikara izany amin’ny hanomezana […]

Minisitry ny Atitany  : “Tena ilaina ny mpanohitra”

$
0
0
“Tena ilaina ny mpanohitra, hanao arofanina. Fa aoka hanao ny asany amin’ny maha mpanohitra amin’ny maha arofanina azy izy fa tsy hanao asan’olon-kafa: ndeha hanakorontana fiainam-bahoaka, sanatria.” Io ny nambaran’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Razafimahefa Tianarivelo, manoloana ny hetsika ataon’ny mpanohitra amin’izao fotoana izao. Raha sanatria misy korontana eto amin’ny firenena, tsy misy […]

Dren Bongolava: vondrona miady amin’ny herisetra

$
0
0
Manoloana ny herisetra sy ny fanolanana miseholany tato ho ato, nanapa-kevitra ny Dren Bongolava hanangana ny « club de lutte contre la violence » na ny vondrona miady amin’ny herisetra. Hatsangana eny anivon’ny sekoly tsirairay izany vondrona izany ka handrafitra azy ny solontenan’ny mpampianatra, ny mpianatra, ny ray aman-dreny sy ny solontena avy ao amin’ny Oolisim-pirenena. Vokatry […]

Fizarana vaovao momba ny herisetra: ilaina fitandremana ny teny sy ny sary ampiasaina

$
0
0
Nifarana omaly ny fiofanana natokana ho an’ny mpanao gazety 20 teto an-dRenivohitra momba ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy, ny miralenta ary ny fiarovana ny ankizy amin’ny fanararaotana mamoafady. Nikarakara ny fiofanana nandritra ny roa andro teny Antaninarenina ny fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy ny Unicef. Efa ela no nanomana ity fiofanana ity ny Unicef […]

Orchidées Blanches II Toamasina: afaka handray ankizy 65

$
0
0
Notokanana omaly ny fanitarana sy fanavaozana ny toeram-pandraisana ny ankizy manana fahasembanana ara-tsaina sy ara-batana, Orchidées Blanches II any Toamasina. Tafiditra amin’ny fandaharanasa fanampiana ny tetikasa eny ifotony ho an’ny fiahina ny maha olona miaraka amin’ny masoivoho japoney izany, araka ny fanazavana azo. Mitentina 308 tapitrisa Ar ny asa fanatsarana ny ivontoeram-pandraisana tokana ao Toamasina […]

FJKM Ambohitantely 150 taona: hisy hetsika maro ao anatin’ny herinandro

$
0
0
Lehibe ny asa vita. Anisan’izany ny Akany ho tsangambaton’ny faha-150 taon’ny fiangonana FJKM Ambohitantely. Hisy ny hetsika hifanandrify amin’izany ezaka izany hotanterahina miaraka amin’ny taranaka eny an-toerana. Fandaharana herinandron’ny taranaka sy fitokanana ny tsangambato faha-150 taona. Amin’ny ankapobeny, hifantoka amin’ireo ny fandaharam-potoana hotanterahina eny amin’ny FJKM Ambohitantely. Hanomboka ny alatsinainy 30 novambra izao, hosokafana amin’ny […]

Lant’Joss: “Mitahiry fahatsiarovana ny sary ka sarobidy”

$
0
0
Andriantsilavo Hasinavalona Lantosoa Jossie na i Lant’Joss. Mpandrakitra an-tsary ny karazana lanonana rehetra (mariazy, batemy…). Talenta vokatry ny fitiavana sy ny fikirizana… Enina taona nikirakirana ny tontolon’ny sary. Nampitombo ny talenta voajanahary ao aminy satria tsy mba nandalo toeram-piofanana momba ny fakana sary fa nampiana-tena. “Efa an-dalana ny hanokatra “studio photo” iray sy hanomboka hampitombo […]

Tarika Vaovy: nodimandry i Damy Managnosike

$
0
0
Araka ny vaovao nampitain’ny Vaovy, La Fondation, ao anaty tambanjotran-tserasera, nodimandry teo amin’ny faha-65 taony i Damy Managnosike. Mpitendry lokanga ao amin’ny tarika Vaovy izy. Nandritra ny naha mpanakanto azy, firenena marobe ny efa notetezin’i Damy Managnosike. Raha ny voalazan’ny Vaovy, La Fondation, « izao tontolo izao no efa hitany ». Fantatra avy amin’io vaovao anaty tambanjon-trantserasera […]

BNI- Antanetibe Mahazaza: tamberin’andraikitra anjatony tapitrisa Ariary

$
0
0
« Ny fahasalamana no voalohan-karena », koa rehefa salama, afaka miasa mamokatra, mahazo vola. Izany ny naharesy lahatra ny Fondation Axian, BNI Madagascar, avy amin’ny fandaharanasa Salama BNI, sy ny ONG Hilfe, miara-miasa amin’ny fanjakana, nanamboatra ny CSB II ao amin’ny kaominina Antanetibe Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo. Kaominina misy mponina 12 000, manana ny maha izy azy eo amin’ny […]

Lakandranon’i Bemanonga: ho an’ny tanimbary sy ny faritra arovana

$
0
0
Nizaha ny fanajariana ny lakandrano mirefy 9 km any amin’ny kaominina Bemanonga, distrikan’i Morondava, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana ny harena lovain-jafy, i Baomihavotse Vahinala. Lakandrano manondraka tanimbary 187 ha, diovina sy miantoka ihany koa ny fiarovana ny faritra arovana Menabe Antimena. Nozahana ny fanatanterahan’ireo mpiara-miombona antoka bokin’andraikitra amin’ny fiahiana sosialy sy […]

Basikety-Ekipa nasionaly: nahazo fanamiana avy amin’ny Telma

$
0
0
Tsy ny taranja baolina kitra ihany fa eo koa ny basikety tohanan’ny Telma. Nahazo fanamiana avy amin’ity orinasa misehatra amin’ny serasera ity ny ekipam-pirenena hiatrika ny Afrobasket 2021 any Kigali Rwanda. Nanao tohivakana, nanomboka ny faran’ny herinandro teo, ny fanohanana ataon’ireo malala-tanana, ny ekipa nasionaly, taranja basikety, izay manoman-tena amin’ny fiatrehana ny lalao fifanintsanan’ny Afrobasket […]

Echecs- Rakotomaharo Fy: hampikotrana mpilalao malagasy

$
0
0
Vokatry ny fiverenan’ny fihibohana ao Frantsa, nikatso ary foana avokoa ireo fifaninanana saika hatrehin-dRakotomaharo Fy, mpilalao echecs malagasy,mila ravinahitra any Frantsa. Na izany anefa, tsy mipetra-potsiny i Fy fa mitady izay ahafahany mampitombo ny traikefany. Manana tetikasa hampikotrana malagasy mpilalao echecs izy ary efa eo an-dalam-panomanana ny fomba hanatanterahana izany, raha ny fanazavany. Hivoaka tsy […]
Viewing all 70642 articles
Browse latest View live