Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70397 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Musicothérapie » : nanao fitsaboana amin’ny alalan’ny mozika ny « Angaredona »

Hivelatra kokoa ity andiany faha-12 amin’ny « festival Angaredona » ity. Ankoatra ny fandraisany gadona vaovao, notanterahina omaly, teny amin’ny Hopital psychiatrique Anjanamasina ihany koa ny «...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

PDS Ramiaramanana Joseph : « Tsy amidy izany ny tsenan’ny Pochard »

Nanao tombana ny zava-bitany tao anatin’ny dimy volana nitantanany ny tanàna ny PDS-n’ny tanànan’Antananarivo, Ramiaramanana Joseph.  Tamin’izany no nitondrany fanazavana mikasika ny resaka mandeha...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – «Coupe du monde 2015» : samy handahatra ireo mpilalao kalaza i...

 Hitodika ao amin’ny kianja Twickenham avokoa ny mason’izao tontolo izao, manomboka anio. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy amin’ity zoma ity, ny fiadiana ny amboara eran-tany, amin’ny baolina lavalava....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basikety – Mada U18 G/F : tafita ny MB2All sy ny Tamifa

Mazava. Voahaja ny lôjika nandritra ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy U18 zazalahy sy zazavavy. Fifaninanana tanterahin’ny federasiona malagasy...

View Article

Tapatapany

Menaka tsy ara-dalàna : Miparitaka ao Toliara amin’izao fotoana izao ny karaza-menaka manopy voloparasy izay mora vidy kokoa raha oharina amin’ireo menaka hafa fampiasa an-dakozia. Nohon’ny...

View Article


10 taona ny lalànan’ny fifaninanana : omaly vao napetraka ny Filankevitra...

Natao tao amin’ny lapan’ny Fitsarana Tampony, Anosy, omaly, ny lanonana manetriketrika fandraisana ny fianianan’ireo fito mianadahy mpikambana voatendry ao amin’ny Filankevitry ny Fifaninanana. Efa 10...

View Article

Faritra Alaotra Mangoro : napetraka ny vovonam-paritry ny fiarovana ny...

Manoloana ny fanararaotana ataon’ny sasany ka manao izay tiany atao ho fampiasana ny faritra harovana amin’izay tiany atao anatin’izy ireny, toy ny zetra sy ny tandavanalan’i Zahamena; dia tafapetraka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitoriana momba ny fifidianana : nolavin’ny Fitsarana ireo fitarainana

Tsy nisy noraisin’ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana ireo fitarainana sy fangatahana nataon’ireo kandidà ho ben’ny Tanàna teto amin’ny faritanin’Antananarivo ka tsy lany....

View Article


Brèves

Aide budgétaire de 10 millions d’euros de la France :  La France a versé, hier, à la République de Madagascar la seconde tranche de l’aide budgétaire d’un montant de 10 millions d’euros. Ce versement...

View Article


Résultats des communales à Fianarantsoa : sérénité affichée de Christine...

La décision du Tribunal administratif sur les contentieux électoraux des dernières communales se fera ce jour pour la province de Fianarantsoa. Après que le commissariat administratif ait déclaré...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Affaire Jirama : le Conseil d’arbitrage se déclare incompétent, fin de la grève

Après une semaine de report, le Conseil d’arbitrage s’est prononcé sur l’affaire opposant les syndicalistes et la direction générale de la Jirama. Le conseil s’est déclaré incompétent pour juger la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Création d’une nouvelle Ceni : vers la proposition d’une loi par le Mapar

La difficulté pour la mise en place de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) est palpable. Après la proposition de loi présentée par l’Alliance républicaine de Madagascar (Armada), le...

View Article

Tontolon’ny fampianarana ambaratonga ambony : niverina nandray...

Niverina nandray ny vatsim-pianarany nanomboka ny alarobia teo ireo mpianatra mpikaroka momban’ny lalàna, toekarena, fitantanana ary sosiolojia eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Nisy ny fampiatoana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Assainissement de la capitale : 4 tonnes d’ordures ménagères par jour

4 tonnes d’ordures ménagères sont collectées par les agents de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA) tous les jours, et cela, allant d’Analakely jusqu’à Behoririka, en passant par le marché communal...

View Article

Famatsian-drano fisotro madio : fanomezana foto-drafitrasa natao haharitra 8...

Notokanana omaly ny foto-drafitrasa vaovao ho famatsian-drano fisotro madio ny mponin’i Maevatanana. “Na hitombo avo efatra heny sy fito heny aza ny mponina ao an-toerana dia tsy atahorana ny hisian’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sinto-mahery an-dàlambe : faritra mena ny tsenan’i Sabotsy Namehana

Mirongatra ny asan-jiolahy ao an-tampon-tanànan’i Sabotsy Namehana, ao amin’ny distrikan’Antananarivo-Avaradrano. Nitombo ny tahan’ny vaky trano sy ny fanafihana, araka ny fitarainan’ny mponina eny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Exportation : promotion d’autres produits phares

Si la vanille, le girofle et le café figurent parmi les produits phares d’exportation de Madagascar, le ministère du Commerce, en collaboration avec le Centre du commerce international ou ITC, prévoit...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Promotion du 7e art : concours du meilleur film sur téléphone portable

L’Institut français de Madagascar (IFM) organise, pour les jeunes de moins de 20 ans, un concours du meilleur film sur téléphone portable. L’objectif est non seulement de promouvoir le cinéma malgache,...

View Article

Commerce des fouilleurs d’ordures  : le marché a 15 ans

Après leur quartier « La Réunion kely », les sans-abris ont aussi leur propre marché dans le quartier de Manarintsoa Isotry. Un marché qui a trouvé son origine dans les années 2 000, selon les propos...

View Article

Saison des pluies  : probabilité d’au plus deux cyclones

Durant la saison des pluies qui va durer du 1er octobre prochain jusqu’au 30 Avril 2016, il se pourrait qu’il n’y ait aucun cyclone qui passera à Madagascar sur les sept qui sont prévus traverser...

View Article
Browsing all 70397 articles
Browse latest View live