Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70593 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanokanana: hiitatra any Anjeva ny Sandratra

 Mitohy hatrany ny tolona ho an’ny literatiora, hitombo iray indray ny sampana Faribolana Sandratra eto Madagasikara. Hanambara ampahibemaso ny fisiany ny Faribolana Sandratra sampana Anjeva Gara, ary...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kabary: nodimandry Andriambololona Fredy

 Araka ny fampitam-baovaon’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy, nodimandry, omaly, Andriambololona Fredy, filohan’ny sampana Fimpima Fiantso Mikabary. Ankoatra io adidy lehibe iantsorohany io,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiba – “Jeu vidéo”: raikitra ny « Esports Open III”

Hanomboka anio ilay fifaninanana “Fiba esports open III”, taranja basikety. Fifaninanana amin’ny tambajotran-tserasera na “jeu vidéo”, sambany handraisan’i Madagasikara anjara izany. Miisa 60 ny ekipa...

View Article

Fitantanana : hiofana indray ireo “dirigeants sportifs”

Hiverina indray ny fanomezana fiofanana ho an’ny mpitantana fanatanjahantena, rehefa nahitana fiatoana tao anatin’ny volana maromaro. Mikarakara izany ny Komity olympika malagasy (Kom) hanomezana...

View Article

Kitra – « Ligue des champions »: hifanandrina ny PSG sy ny  Manchester City…  

Miditra amin’ny manasa-dalana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao andrasan’ny maro ny fifandonan’ny PSG sy ny Manchester City. Hatao any Paris ao amin’ny Parc...

View Article


Riposte au Covid-19: de nouveaux plans d’action communautaires en gestation

La lutte contre le Covid-19 fait rage. Avec l’appui de l’Union européenne et la participation des ONG Asos et ACF, des actions communautaires ont été menées auprès de 68 fokontany de la ville...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lutte contre le kere: la France dans l’arène

La France répond positivement à l’appel flash lancé par le système des Nations unies à Madagascar le 18 janvier, pour venir en aide aux victimes de la sécheresse et du kéré. Elle vient d’apporter sa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Région Analamanga: poursuite des opérations de désinfection

La Région Analamanga, un des premiers responsables de la sensibilisation et la lutte contre le Covid-19 dans la capitale, poursuit les opérations de désinfection menées par ses éléments et ceux de la...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Exposition : « Rêve imagé » de Tahina Rakotoarivony prend vie

En ce temps de crise sanitaire, Tahina Rakotoarivony invite le public à découvrir l’exposition «Rêve imagé» à la Fondation H Andraharo, du 19 avril au 4 juin.  En tout, 10 peintures acryliques sur...

View Article


Vie associative : Faribolana Sandratra présent à Anjeva Gara

Soucieux de promouvoir la littérature malagasy sur tout le territoire national, Faribolana Sandratra s’apprête à inaugurer une nouvelle section dans la Commune d’Anjeva Gara, ce samedi. «Nous avons...

View Article

Dans le cosmos

Le groupe Authentic voices of Madagascar (AVM) perd l’un des siens. Rija, connu pour sa tessiture vocale, n’est plus. Dirigé par le charismatique Hiary Rapanoelina à l’orée des années 90, AVM exprime...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rallye: huit manches inscrites au championnat 2021

La saison 2021 du sport automobile s’annonce riche en compétitions. 8 manches seront au programme du championnat de Madagascar de rallye, quatre pour le slalom et cinq pour le karting. Les championnats...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Golf – Ringer Score: la course au sacre est serrée

A mi-chemin, l’édition 2020-2021 du Ringer Score organisé par BNI Madagascar sur le green de l’International golf club d’Andakana, est encore loin de rendre son verdict. A l’issue de la 5e manche...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Basket virtuel : Large victoire des Ankoay face au Togo

Les Ankoay de Madagas­car ont démarré en trombe leur campagne africaine au tournoi virtuel en ligne Fiba Esports Open III de la Confé­rence Afrique, sur la simulation NBA 2K21. Impression­nants,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Choisir le coach des Barea : la FMF a carte blanche

Le ministre de la Jeunesse et des sports, Roberto Tinoka, a fait savoir que le sort de Nicolas Dupuis se trouve entre les mains de la Fédération malagasy de football (FMF). Et qu’il n’intervient pas...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mampiditra aretina izay tsy miambina

Mbola momba ny ady amin’ny fihanaky ny valanaretina Covid-19 ihany izao. Mandra-pahoviana? Tsy mankaleo, tsy mandreraka, tsy mahakivy. Sarotra ny ady, mihamafy aza. Tsy mitsaha-mitombo isa ny tranga...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Maromaro ireo pretra sy ny pasitera lavon’ny Covid-19: mety hikatona indray...

Fiaraha-miatrika ny ady amin’ny valanaretina. Noraisin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, teny Mahazoarivo omaly, ny eo anivon’ny FFKM. Tombanana fa mety hirona any amin’ny hampiatoana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fahataperan’ny fe-potoana 48 ora: naneho ny hatezerany noho ny karama tsy azo...

Leo sy tofoka ka naneho ny tsy fahafaliany . Tapitra, omaly, ny 48 ora nomen’ny Syndicat du personnel du CrouA (SPC) ny fanjakana, ny amin’ny fitakian’izy ireo ny karama, tsy mbola voaray ny volana...

View Article

Fitantanana andrimpanjakana : nasiam-panitsiana ny fitsipika anatin’ny HCC

Manoloana ny hamehana ara-pahasalamana eto amin’ny firenena, ary ny tsy fahafahan’ny mpanolotsaina avo miisa roa, mpikamban’ny HCC, noho ny antony fahasalamana: ilaina ny tsy main­tsy hanitsiana ny...

View Article

Jery taratra…

Noho ny valanaretina avokoa… Manoloana ny fitarainan’ny vahoaka, nilaza ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka fa ampy ny fanafody fitsaboana ny valanaretina Covid-19. Saingy, misy ireo tsy marary nefa...

View Article
Browsing all 70593 articles
Browse latest View live