Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605

Fitantanana andrimpanjakana : nasiam-panitsiana ny fitsipika anatin’ny HCC

$
0
0
Manoloana ny hamehana ara-pahasalamana eto amin’ny firenena, ary ny tsy fahafahan’ny mpanolotsaina avo miisa roa, mpikamban’ny HCC, noho ny antony fahasalamana: ilaina ny tsy main­tsy hanitsiana ny fitsipika anatiny ny 19 desambra 2016, araka ny tapaka tamin’ny fivorian’ireo mpanolotsaina avo fito mpikamban’ny HCC, teny Ambohidahy. Anisan’ny hahitsy ny amin’ny fanapahan-kevitra, mila mpikambana enina fa­rafahakeliny ary […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605

Trending Articles