Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70610

Fitantanana : hiofana indray ireo “dirigeants sportifs”

$
0
0
Hiverina indray ny fanomezana fiofanana ho an’ny mpitantana fanatanjahantena, rehefa nahitana fiatoana tao anatin’ny volana maromaro. Mikarakara izany ny Komity olympika malagasy (Kom) hanomezana sehatra ireo eo amin’ny fitantanana ny fanatanjahantena. Kasaina hatao ny 20 sy ny 21 avrily izao eto Antananarivo izany. Mbola hotapahina amin’ny fivoriana hataon’ny eo anivon’ny Kom kosa ny toerana sy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70610

Trending Articles