Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70823 articles
Browse latest View live
↧

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mines et pétrole: le FMI confirme son engagement

Marc Gérard, représentant du Fonds monétaire international (FMI), a rencontré Fidiniavo Ravokatra, ministre des Mines et des ressources stratégiques, hier, à Ampandrianomby. Parmi les divers sujets...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanafihana teny Ambohidratrimo: nalaina am-bavany ny olona 10 mpiara-miasa...

Miisa 10 ireo mpiara-miasa amin’ilay lehilahy maty vokatry ny fanafihan-jiolahy teny amin’ny fokontany Manakambahiny, Ambohidratrimo, mialoha ny hidirana an’Ankadimainty Mahitsy, nanaovana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

By-Pass: tratra ireo toaka gasy 260 litatra

Saron’ny polisy avy ao amin’ny CSP Alasoara teny By-Pass, ny 15 mey 2019 alina teo, ny lehilahy iray nitondra toaka gasy 260 litatra. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy, nahazo...

View Article

Tselatra

Notokanana ho vakoka ilay fiaramanidika DC 3 ao amin’ny Batac na Base aĂ©rienne tactique Arivonimamo, ny herinandro lasa teo. Notanterahina teo ambany fiahian’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly...

View Article

Hentitra amin’ny volam-panjakana ny filoha

Hentitra ny filoha  Rajoelina. “Tsy azo  ekena ny fandiana  fahatany  ny volam-bahoaka. Hisy fiatraikany mivantana amin’ny vahoaka avokoa ny  tetibola, hatrany amin’ny kaominina sy ny distrika ary ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

 (LFR): ho maro ny fanamboaran-dalana, ny trano ary ny lemaka jarina

  Nivoaka ny filankevitry ny minisitra, ny 15 mey teo, ny didim-panjakana mankatoa ny Tetibolam-panjakana nasiam-panintsiana (LFR 2019). Niakatra 60% ny tetibola hatokana ho an’ny fotodrafitrasa avy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vita ny paompy voizin-tanana miisa 10: olona 6 400 any Andapa sy any Antalaha...

Vita ny paompy voizin-tanana afaka mamatsy rano ny tokantrano maro any ambanivohitra ny distrikan’Antalaha (fokontany Ampombolava, fokontany Manaka) sy Andapa (fokontany Andapankova, fokontany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpitatitra hazo: tsy mbola voavaha ny olana

Araka ny tatitra azon’ireo mpitatitra vokatra avy amin’ny ala, neken’ny fanjakana ny fahafahan’ireo fiarabe na kamiao mitondra ity karazan’entana ity amin’ny alina, araka ny voalazan’ny filohan’ny...

View Article


HCC momba ny propagandy : “Misy ny fanamelohana sy sazy”

“Ny Fampanoavana no manenjika ary afaka mampaka-draharaha ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni) ary ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampandrosoana ny faritra: mila ampiharina ny lalĂ mpanorenana

Anisan’ny fanambin’ny fitondrana ny fampandrosoana ny faritra. Mila ampiharina ny lalàmpanorenana, izay miandry ny fanitsiana azy. “Faritra: inona ny andraikiny? Ahoana ny vola? Faritra matanjaka ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

  Mialoha ny faran’ny taona: omby miisa 10 000 hametrahana « puce »

  Natao tany Tsiroanomandidy, faritra Bongolava, ny fampahafantarana sady fanandramana ny fametrahana ny fitaovana eletronika “puce” amin’ny omby. Fitaovana ahafahana mamantatra ny omby tsirairay sady...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

CTHT Toamasina: manana laboratoara mitily ireo vokatra fanondrana 

Nampahafantatra ny eo anivon’ny CTHT na Centre technique et horticole de Toamasina, ny 15 mey teo, fa manana ilay laboratoara manana fenitra ISO 17 025 ireo mpandraharaha mpanondrana vokatra any...

View Article

Noho ny adin’i Etazonia sy i Sina: mikatso ny toekarena eran-tany ankehitriny

Somary mikatso ny fihariana eran-tany, ny taona 2018 sy ny taona 2019, noho ny ady toekarena eo amin’i Etazonia sy i Sina, araka ny nambaran’ny FMI. Misy fiantraikany ratsy betsaka aty amin’ny tany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hanohizana ireo asa sosialiny: manolotra tantara an-kiran’i Josefa ny Iza

“Josefa”, tantara anaty Baiboly
 2019 taona aty aoriana, holalaovina anaty “comĂ©die musicale” izany. Misy ny hafatra tiana hampitaina. Hiavaka ny hetsika hotanterahin’ny fikambanana Iza, etsy amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Festival de Cannes »: vahiny manokana, hampahafantatra ny « Rambo, Last...

Tanterahina, amin’izao fotoana izao, ny andiany faha-72, amin’ny « Festival » iraisam-pirenena ho an’ny sarimihetsika, fanao any Cannes, na ilay fantatra amin’ny hoe « Festival de Cannes ». Goavana sy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ny maha firenena: zavatra dimy tsy maintsy ananana

Ho an’ireo novolavolain’ny fianarana anaty rindrina efatra, manana ny hamaritany azy ny maha firenena ny firenena iray. Ohatra ny fisian’ny sainam-pirenena, ny hiram-pirenena, ny mponina ao aminy, ny...

View Article

Taratry ny kanto

Fara Gloum- Trass Tsiadana Fotoana iray anjakan’ny vazo an-gitara indray ny anio alina. Eny amin’ny Trass Tsiadana no hitondran’i Fara Gloum voalohany ny santionany amin’ireo sanganasany vaovao,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsipy kanetibe – FSBM: mpitantana vonjimaika Randriamarohaja Dolys

Tohin’ny sazy avy amin’ny federasiona iraisam-pirenena ny taranja tsipy kanetibe ampihatoana ny filohan’ny federasiona malagasy teo aloha, voatendrin’ny FIPJP (FĂ©dĂ©ration internationale de pĂ©tanque et...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Asa tana-maro: nodiovina ny EPP Iavoloha

Nosafidin’ny Fiadidiana ny Repoblika, sampana sosialy, hanaovana asa tana-maro amin’ity herinandro ity ny EPP Iavoloha. Nizara sakafo ho an’ny mpianatra 570 ny mpikarakara notarihin’ny lehiben’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – “Can 2019”: tafiditra ao anaty lisitra i Fabien Boyer

Nivoaka, omaly, ny lisitr’izy 26 mirahalahy, hifantenana izay hiatrika ny fiadiana « Can 2019 », hotanterahina ny volana jiona izao any Egypta. 23 amin’izy ireo no ho voatazona ao anatin’ny lisitra...

View Article
Browsing all 70823 articles
Browse latest View live