Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70859

Noho ny adin’i Etazonia sy i Sina: mikatso ny toekarena eran-tany ankehitriny

$
0
0
Somary mikatso ny fihariana eran-tany, ny taona 2018 sy ny taona 2019, noho ny ady toekarena eo amin’i Etazonia sy i Sina, araka ny nambaran’ny FMI. Misy fiantraikany ratsy betsaka aty amin’ny tany lazaina fa vao misandratra izany, antony mitarika ny tsy fahampian’ny vola vahiny miditra ka tsy mihetsika firy ny harinkarena faobe. « Matanjaka ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70859

Latest Images

Trending Articles