Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70299

Tselatra

$
0
0

 Taolam-paty miisa 32 no hitan’ny olona teny Ambondrona, omaly. Taolan-dava avokoa ny ankamaroan’ireto taolana ireto izay tsy fantatra mazava ny tompony. Tonga teny an-toerana ny dokotera avy ao amin’ny BMH nanao fizahana ireo taolana.

Cet article Tselatra est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70299

Trending Articles