Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70492

Ankoatra ny tazo mahery mamely: misy trangana Covid -19 telo koa ao Mahajanga

$
0
0
Nitombo 13 ny faritra ahitana ny Covid-19 amin’izao fotoana izao satria nahatiliana tranga vaovao ao amin’ny faritra Boeny. Nanentana ny olona hanaja fepetra ny governoran’ny faritra.   Nanao fanambarana ny governoran’ny faritra Boeny Andriantomanga Moktar, omaly, voamarina fa misy trangana Covid-19 telo ao an-tampon-tanànan’i Mahajanga, araka ny tatitry ny talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao Boeny. Mbola nohamafisiny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70492

Trending Articles