Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70534

Oniversiten’i Maninday: nitondra fitaovana hanarenana ny trano may ny minisitra

$
0
0
Nametraka vato fototra hanamboarana efitrano telo ho an’ny mpampianatra ao anatin’ny oniversiten’i Toliara ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, i  Assoumacou Béatrice. Nitondra fitaovana fanampiana ho an’ireo mpampianatra rava trano vokatry ny hetsika nataon’ny mpianatra nitranga ny volana jona lasa teo koa ny minisitra. Simenitra, tafo, vy entina hanombohana ny fananganana no […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70534

Trending Articles