Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70503

Fiainana antoko: nahavita fikaonandoha ny MMM amin’ny faritra 17

$
0
0
Anisan’ny antoko velona sy miaina. Nitohy tany amin’ny faritra Fitovinany indray ny fikaonandoham-paritry ny Malagasy miara-miainga, ny herinandro teo. Miisa 17 izany izao ireo faritra efa nahavita izany amin’ireo faritra 23. Miroso tsikelikely ary hiafara amin’ny kongresy nasionaly. Notanterahina tao Manakara ny fikaonandoham-paritra ho an’ny faritra Fitovinany. Nafana ny adihevitr’ireo mpikambana teo anivon’ny asam-baomiera momba […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70503

Trending Articles