![]()
Mitohy hatrany ny tolona ho an’ny literatiora, hitombo iray indray ny sampana Faribolana Sandratra eto Madagasikara. Hanambara ampahibemaso ny fisiany ny Faribolana Sandratra sampana Anjeva Gara, ary hotokanana amin’ny fomba ofisialy ny fijoroan’izy ireo, rahampitso asabotsy 17 avrily manomboka amin’ny 10 ora maraina. Ao amin’ny efitrano malalaka an’ny kaominina Anjeva Gara ny anatanterahana izany. Telo […]