Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70542

Fitiavana hosodoko: « Miraika kokoa any amin’ny « paysage » ny Malagasy », hoy Ramafa

$
0
0
Anisan’ny tia hosodoko ny Malagasy. Na tsy mbola nahita na tsy notezaina tamin’izany loatra aza izy teo amin’ny fiainany, voatazona ihany rehefa mandalo sary hosodoko iray. Inona ary ny tena mahaliana ny Malagasy? Iray amin’ireo zavakanto efa nahasarika ny Malagasy hatry ny ela ny sary hosodoko. Fony fahampanjaka no efa nisy ny fianarana izany teny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70542

Trending Articles