Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70582

Filankevitry ny minisitra: « Mijanona an-trano ny mpianatra ary manohy ny fianarany »

$
0
0
Mitohy 15 andro (19 avrily- 3 mey) ny fialan-tsasatry ny mpianatra amin’ny ambaratonga rehetra maneranan ny Nosy, araka ny tapaka tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo. Voavaly ny ahiahin’ny ray aman-dreny maro manoloana ny fangatahan’ny sekoly tsy miankina hiverina amin’ny fampianarana anatin’ny telo volana fahatelo ny alatsinainy izao. Nanamafy izany ny tale […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70582

Trending Articles