Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70591

Tsenan’i Mahamasina : mbola nahavory vahoaka, omaly 

$
0
0
Tsy nanampo ny fanapahan-kevitra noraisina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny mpivarotra eny Mahamasina, nitohy ihany tsena isaky ny alakamisy, omaly tontolo andro. Misy amin’ireo mpivarotra ny mametraka ny tranohazo ny alarobia alina ary miari-tory eo mihitsy miandry ny mpiantsena maraina ny ampitso. « Tena ho sahirana indray izany ny mpivarotra mandritra ny 15 andro satria […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70591

Trending Articles