Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70598

Fotodrafitrasa ho an’ny marary: miasa avy hatrany ny CTC -19 Soamandrakizay

$
0
0
130 ny isan’ny fandriana handraisana mararin’ny Covid-19 eny amin’ny CTC-19 Soamandrakizay Androhibe, notokanan’ny filoha, Rajoelina Andry, omaly. “Tsy maintsy ampianan ny toeram-pandraisana fa ao anatin’ny boriborintany fahadimy no ahitana marary betsaka indrindra ato anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra”, hoy ny nambarany ihany. Efa misy mpitsabo 16 sy “paramédicaux” 30 misahana ny fampihodinana ny CTC vaovao niasa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70598

Trending Articles