Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70497

Mahajanga: zazalahy nodoran’ny dadatoany tamin’ny ravintoto mangotraka

$
0
0
Zazalahikely 4 taona  no main’ny ravintoto mangotra nataon’ny dadatoany tao amin’ny tanànan’i Betamanga, ao Mahajanga, omaly. Tezitra tamin’ny ady lova nataony tamin’ny mpiray tampo aminy ity lehilahy nahavanon-doza ity ka nila vaniny tamin’ny vadiny. Nosakanan’ny manodidina azy anefa ny tenany ka tany amin’ilay zazalahikely no nanamparany ny hatezerany. May sy naratra vokatr’io ilay zazalahikely. Tsy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70497

Trending Articles