Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70534

Katsepy: ankizilahy iray maty lanin’ny voay

$
0
0
Zazalahikely mpianatra ao amin’ny EPP iray anatin’ny  fokontany Androhibe, kaominina ambanivohitra Katsepy no maty lanin’ny voay, omaly.  Nanao andiany ireto ankizy ireto hamonjy ny toeram-pianarana satria tsy maintsy miampita renirano indroa vao tonga any amin’ilay EPP. Tsy toy ny nahazatra azy ireo anefa ny zava-niseho rehefa niampita ilay renirano fa nisy voay tampoka nanatona ireto […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70534

Trending Articles