Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70534

Fiakaran’ny rano, fihotsahan’ny tany: Iray maty, iray hafa naratra, 788 traboina

$
0
0
Ankoatra ilay ramatoa naratra, nianjeran’ny trano teny Manjakamiadana, vehivavy iray hafa koa namoy ny ainy, nirodanan’ny trano fonenany, teny Ambolonkandrina. Ho an’Antananarivo Renivohitra, mahatratra 788 izao ireo traboina noho ny fiakaran’ny rano…  Iria-maha ory ny orana ! Tsy mitsaha-mitombo ny voka-dratsy ateraky ny rotsak’orana tato ho ato. Isan’ny lasibatra voalohany amin’izany ny eto amin’ny faritan’Antananarivo renivohitra. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70534

Trending Articles