![]()
Ahina ho ringana ato anatin’ny dimy taona ny valan-javaboahary any Ankarafantsika. Antony, mirongatra ny fanapotehan’ny ala vokatry ny fitomboan’ny mponina, indrindra ireo mpifindra monina avy any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy, tratry ny haintany sy ny tsy fisian’ny rano ary ny kere. Fanadihadiana. Efa tato anatin’ny 15 taona no nisian’ny mpifindra monina any amin’ny kaominina Andranofasika, […]