Antoky ny fahasalamana ny fahadiovan’ny nify sy ny ativava. Matetika, rehefa simba na misy fahabangana ny nify, zara raha voatsako ny sakafo ary miantraika any amin’ny taovam-pandevonan-kanina izany. Ho fanentanana ny olona hitandro hatrany ny fahasalaman’ny nify sy ny ativava àry, nosantarina any Toamasina, ny 17 hatramin’ny 20 jona, ny “Herinandron’ny fahasalaman’ny nify sy ny […]
↧