Efa manomboka tsy afaka ambavan’ireo mpanohana etsy amin’ny boriborintany III ny hira fanevan’ny Tim/K25 : “Isika tsy resy fa isika mpandresy”. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro teo tetsy Bel Air ireo kandidà tarihin-dRalambomanana Feno sy Razafindrazaka Bodo. Nohamafisin’ny filohan’ny Tim, Ravalomanana izany ka nilazany fa tsy resy isika. “Efa mpandrefy, ary tsy maintsy […]
↧