Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 72175

Minisitry ny Atitany: “Tsy ekena ny gaboraraka”

$
0
0
“Fomba fiteny ny hoe manampahefana ny mpiasam-panjakana, fa tsy tokony hohadinointsika fa ny vahoaka no manampahefana. Fahefan’ny vahoaka io nampindraminy antsika io. Noho izany, mpiasam-bahoaka sy fitaovan’ny vahoaka isika mpiasam-panjakana.” Io ny nambaran’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Razafimahefa Tianarivelo, tany Maroantsetra, afakomaly, tamin’ireo tomponandraiki-panjakana sy ireo raiamandreny manoloana ny toe-draharaha tany an-toerana. Tsy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 72175

Trending Articles