Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 72175

Fiatrehana ny fifidianana: manameloka ireo nanompa ny kandidà Jocelyne ny silamo

$
0
0
Miditra amin’ny lalao politika maloto ny sasany.  Nohelohin’ny eo anivon’ny filankevitry ny silamo ireo nanompa sy nanaratsy ary naniratsira ny kandidàn’ny  IRD any Antsiranana, Maxime Jocelyne. “Tsy azo ekena ny fihetsika fanaratsiana sy fihantsiana natao amin’io kandidà  io. Mitaky ny hikarohana ny marina izahay mba tsy hisian’ny tsy matimanota eto amin’ny firenena. Aoka tsy hibaby […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 72175

Trending Articles