![]()
Nihevitra ny tsy ho tratry ny aloka. Efa tafaverina eo anivon’ny minisitera rehefa nobodoin’ny fianakavian’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina, nandritra ny taona maro, ny fiaran’ny minisiteran’ny Asa vaventy. Nampiasainy tamin’ny tombontsoa manokana izany ary tafiditra amin’ny fanamparam-pahefana. Efa tsy mpiasan’ny minisitera intsony koa ka tsy maintsy nandray ny fepetra rehetra ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fanajariana […]