Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70553

Tana Gospel Choir: hanomboka ny fankalazana ny faha-15 taona

$
0
0
Gospel miaro mozika malagasy. Nitrandraka ary nahita ny nampiavaka azy ny Tana Gospel Choir. Nipetraka ny lazany nandritra izay 15 taona nisiany izay. Volana febroary 2004. Tanora kristianina maromaro, natambatry ny fitiavana ny mozika sy ny fiderana an’Andriamanitra, no nitambatra ary nandrafitra ny Tana Gospel Choir. Tsikaritra tamin’izany ireo mpanakanto mpitendry efa fanta-daza toa an-dry […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70553

Trending Articles