Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605

Jery taratra… herinandro: asa avy hatrany…      

$
0
0
Nilaza ny eo anivon’ny Ceni fa tokony hajoro aloha ny sehatra hifampidinihina mialoha ny fanatsarana na fanitsiana ny lalàna mifehy ny fifidianana. Tolokevitra ny Ceni ho an’ny governemanta ny hanaovana ny fifidianana depiote amin’ny 27 mey, ary 5 tapitrisa Ar ny rotsa-bola ho any kandidà. Laharana faha-152 amin’ny firenena 180 i Madagasikara amin’ny tsy fisian’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605

Trending Articles