Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70610

Anatihazo II: tratran’ny BC ilay lehilahy namono olona

$
0
0
Voasambotry ny polisy misahana ny ady heloka bevava (BC), sakelika voalohany teny Andavamamba Anatihazo II, ny talata 29 janoary 2019 maraina tao an-trano noho ny raharaha vonoan’olona ny lehilahy iray 42 taona. Araka ny fanazavan’ny polisin’ny BC, ny alatsinainy 28 janoary 2019 tokony ho tamin’ny 10 ora alina, raha nikasa hamonjy fodiana teny Andavamamba ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70610