![]()
Lasa any Mexico, tohanan’ny Airtel Madagascar, ireo tanora dimy,i Milà,i Toky, i Kevin, i Tojo, tarihin’i Lalaniaina, hiatrika ny fifaninanana “First global challenge”, hitondra vahaolana amin’ny lafiny teknolojia avo lenta eo anivon’ny fiarahamonina ankehitriny. Ny faran’ny herinandro teo, niainga teto an-tanindrazana ireo zatovo iantohan’ny Airtel Madagascar ireo, hamonjy ny fifaninanana any Mexico, Renivohitr’i Mexique, […]