Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70459

BOA Madagascar – Fidiran’ny mpianatra: misokatra amin’ny masoivoho rehetra ny fisarihana

$
0
0
  Ny faran’ny herinandro teo, nizara loka ho an’ireo nahazo tamin’ny fisarihana tamin’ny findramam-bola ho an’ny fidiran’ny mpianatra ny BOA Madagascar. Tsiahivina fa 10 taona izao ny BOA, nampanao io findramam-bola io ho an’ny mpanjifa ao aminy ho fitsinjovana ny ray aman-dreny amin’ny fikarakarana ny fidiran’ny mpianatra. Koa amin’izao fankalazana ny faha 10 taona izao, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70459

Trending Articles