Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70440

Rtoa Fanirisoa Ernaivo –Famokarana angovo: « Tokony hojerena ny fanokafana malalaka ny fifaninanana »

$
0
0
   Mpikambana iray ao anatin’ny “Alliance pour l’industrialisation de Madagascar” ny Fiombonan’ny sendika eto Madagasikara (SSM), izay Rtoa Fanirisoa Ernaivo no filohany. Amin’ny maha kandida azy amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena, nilaza ny heviny izy momba ny tontolon’ny indostria.  *Gazety Taratra : Namoaka ny vokatry ny fanadihadiana natao iny ny mpikambana rehetra miasa ho an’ny indostria, anisan’izany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70440

Trending Articles