Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all 70287 articles
Browse latest View live

Toamasina : mirongatra ny areti-maso

$
0
0
DIGITAL CAMERA

 Noho ny fisian’ny fako nisavovona izay mbola mitoetra hatramin’izao sy ny rano nihandrona vokatry ny orambe nitranga tany Toamasina, mirongatra ny areti-maso amin’izao fotoana izao ao an-toerana. Manampy trotraka koa ny fiakaran’ny hafanana be loatra raha tokony ho efa nidina ny maripany amin’ny volana avrily tahaka izao isan-taona.

Tratran’ny areti-maso avokoa na kely na lehibe. Mora mifindra ity areti-maso mahery vaika ity. Tsapa anefa fa vitsy ireo manatona mpitsabo ny marary fa manao dokotera tena mividy fanafody eny amin’ny farmasia fotsiny. Maharitra efatra andro eo ho eo ny fitragan’ny areti-maso, hoy ny mponina. Tany amin’ny valo taona lasa tany no nitrangana areti-maso tahaka izao tao Toamasina, araka ny fahatsiarovan’ny raim-pianakaviana iray.


Rugby – «Gold Top 8 Mada» : hanala vela amin’ny Dakar ny Kaominina

$
0
0

 Hangotraka ary tena hafana vay ireo lalao tafiditra amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby «Gold Top 8 Mada». Fihaonana hotanterahina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny alahady 12 avrily ho avy izao. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny mety ho valin’ady ataon’ny ekipan’ny Kaominina (IRC) amin’ny FTM Manjakaray (Dakar).

Raha tsiahivina, resin’ny Manjakaray, teo amin’ny manasa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga farany teo. Marihina fa tsy maintsy hiaro ny anaram-boninahiny koa i Dakar, izay tompondakan’Analamanga.

Ankoatra izay, mbola ho lalao goavana, hiendrika famaranana kely, ihany koa ny an’ny 3FB sy ny TFMA (Boaikely Manohitra). Resin’ny ekipan’ny minisiteran’ny Fahasalamana ihany koa ny boaikelin’Ankasina, teo amin’ny fihaonan’ny roa tonta farany. Tsy maintsy hiady mafy izany ry Benja sy ry Mick hanohitra an-dry José sy ny namany, amin’ity.

 Tompondaka

 Toy izao ireo fandaharan-dalao :

 

09:00 : UASC # STM.

11:00 : IRC # FTM.

01:00 : 3FB # TFMA.

03:00 : Cosfa # TFA.

Volley : hanomanana ny JIOI 2015 ny «Amboaran’ny FMVB»

$
0
0
volley

 Tsy miandry ela. Vantany vao nandray ny fitantanana ny federasiona malagasin’ny volley (FMVB) ny filohany, Andriamandimbisoa Jocelyn, sy ny ekipany, hiroso avy hatrany amina fifaninanana voalohany. Nampitondraina ny anarana « Coupe de la fédération » izany. Hotanterahin’izy ireo, ny 13 – 18 avrily izao, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena sy kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana.

Raha ny fanazavan-dry zareo mpikarakara nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety omaly teny amin’ny foiben-toeran’ny FMVB eny Anjahana, Manakambahiny, natao indrindra hanomanana ny fiatrehana ny Lalaon’ny Nosy 2015 atsy La Réunion, ny volana aogositra izao, ny hetsika. Izany hoe, hotontosain’ireo teknisianina miaraka amin’ny federasiona mandritra io fifaninanana io ny fitiliana ireo mpilalao lahy sy vavy mety handrafitra ny ekipa nasionaly.

Ankoatra izay, voalaza ihany koa fa ekipa 14 lahy sy 9 vavy no indray hiady ny lohany amin’ity « Coupe de la fédération » ity. Manana solontena amin’izany ireo ligim-paritra 13. Fa anisan’ny manana mpandray anjara betsaka amin’ity andiany voalohany ity Analamanga izay manana ekipa efatra eo amin’ny sokajy lehilahy ary efatra koa eo amin’ny vehivavy.

Tanjon’ny FMVB, ankoatra ny maha fifantenana ny hetsika, ny fanentanana ireo tanora hitia sy hilalao ny taranja volley amin’ny alalan’ny hetsika fampahafantarana sy fampianarana eo ivelan’ny lapan’ny Fanatanjahantena, sns.

Hiroso amin’ny fampivondronana voalohany ny ekipa nasionaly kosa ny FMVB, aorian’ity hetsika ity, ny 19 avrily – 3 mey izao.

 Miary Narindra

Rado Rasoanaivo : « Latsaka ambany ny baolina kitra eto Madagasikara »

$
0
0
kitra1004

 Iray sokajy amin’ny Barea de Madagascar i RD Kongo sy Angola ary Centrafrique, eo amin’ny fifanintsanana ho an’ny «Can 2017». Ankoatra an’i Centrafrique, firenena efa fantatry ny Malagasy tsara ny Kongoley sy ny Angoley, satria efa nifandona taminy.

Anisan’ireo mpilalao fahiny nandrafitra ny Club M izay lasa Barea ankehitriny Rasoanaivo Rado. Niatrika ny fihaonana tamin’ny RD Kongo sy Angola izy, tamin’izany. Raha tsiahivina, nampiditra ny baolina roa ka nandresen’i Madagasikara, tamin’ny isa 3 noho 1, ny Kongoley teo Mahamasina, Rado,ny taona 2000. Mpilalao fiandry kosa izy, tamin’ny fikatrohana tamin’i Angola, teo Mahamasina ihany ny taona 1991. Ady sahala 0 sy 0 ny nisarahan’ny roa tonta, tamin’izay.

Nambaran-dRado fa mafy ny sokajy misy ny Barea, amin’ity. Antony, latsaka ambany be ny baolina kitra eto Madagasikara ankehitriny. Porofon’izany, aorian’ireo firenena ireo ny filaharana misy an’i Madagasikara. Etsy ankilany anefa, mivoatra be ny Afrikanina. Raisiko ho ohatra, mbola niambakavaka be ny Angoley, tamin’ny fifandonana taminy, 24 taona lasa izay, saingy efa manana ny toerany eto Afrika izy ireo, amin’izao fotoana izao. Nanamboatra ry zareo. «Tsy midika velively izany fa tsy tokony hiady isika. Ilaina ny fifaninanana, hahazoana mandrefy ny zava-bitantsika», hoy izy. Nolazainy kosa fa firenena tsy fantany amin’ny lafiny baolina kitra i Centrafrique.

«Milalao tsy misy fatiantoka ny Malagasy, amin’io. Raha resy, lôjika raha mitaha amin’ny zava-bitan’ireo firenena ireo. Raha mandresy kosa, nahavita dingana goavana», hoy hatrany i Rado.

Tsy atao ohatra ny misolo akanjo ny mametraka mpilalao ao anaty Barea fa tokony hisy «projet de jeu». Tanjona ny hananana ekipa tsara aoriana fa tsy atao vonjy tavanandro lava izao ny fiatrehana lalao iraisam-pirenena.

 Tompondaka

 Ny fandaharan-dalao :

12-14 jona 2015 : RD Kongo – Madagasikara
4- 6 septambra 2015 : Madagasikara – Angola
23- 26 marsa 2016 : Madagasikara – Centrafrique
26- 29 marsa 2016 : Centrafrique – Madagasikara
3-5 jona 2016 : Madagasikara – RD Kongo
2-4 septambra 2016 : Angola – Madagasikara

Rencontre annuelle des volontaires internationaux : pour un partage d’expériences

$
0
0
FV-logo

 Chaque année, plus de 150 volontaires s’impliquent auprès d’associations malgaches ou d’Organisations non gouvernementales (ONG) présentes sur la Grande Île. Organisée par l’association France Volontaires, la Rencontre annuelle des volontaires internationaux d’échanges et de solidarité (Ravies) est l’occasion de réunir ces volontaires afin d’échanger des idées autour des expériences. Cette réunion se déroulera à partir de ce jour jusqu’au 12 avril prochain à Antsirabe. Etant l’évènement annuel phare de l’Espace volontariats Madagascar, la Ravies est l’occasion de rassembler les volontaires de tous horizons en mission à Madagascar.

Dans leur mission, les volontaires viennent appuyer les projets de développement portés par les associations locales dans différents secteurs sociaux, tels que l’éducation, l’agriculture, l’environnement, la santé, l’économie, le tourisme. A Madagascar, l’engagement volontaire est plutôt conseillé aux jeunes gens qualifiés, puisque la majorité des volontaires ont entre 18 et 26 ans et 74% d’entre eux ont fait des études post-bac. Ces derniers sont entre autres des bénévoles, des congés solidaires, des volontaires de solidarité internationale et des stagiaires.

 Ateliers d’échanges

 Dans le cadre de cette rencontre qui se déroule à la Mission norvégienne Lovasoa d’Antsirabe, des ateliers d’échanges autour de l’interculturalité seront animés conjointement par l’historien, journaliste et écrivain, Julien Rakotonaivo, et la directrice adjointe de la société Best, Violette Rasamoely. Enfin, des chantiers de solidarité seront organisés comme la réfection de la route et l’accès à l’école de l’association SPV Felana, très active dans le développement social du quartier de Tsarasaotra à Antsirabe.

Implanté à Madagascar depuis 1995 sous l’ancien nom d’association française des volontaires du progrès (AFVP), l’association France Volontaires est très impliquée dans la promotion du volontariat à Madagascar. Ainsi, elle veille à améliorer en qualité ces échanges de compétences afin de répondre aux besoins des associations malgaches et à la détermination d’engagements des volontaires. Par ailleurs, l’équipe de l’Espace Volontariats de Madagascar accueille et oriente de nombreux volontaires chaque année dans ses locaux de l’espace Dera, Tsiadana.

Dimisoa

Légende : la Rencontre annuelle des volontaires internationaux d’échanges et de solidarité (Ravies) est l’occasion de réunir ces volontaires afin d’échanger des idées autour des expériences

Kopi kolé 2015 : Orange Madagascar, le sponsor officiel

$
0
0
kopikole

L’émission télévisée « Kopi kolé » est actuellement à sa troisième édition. Pour le nouveau tournage qui va débuter le 25 avril prochain, la société de téléphonie mobile Orange Madagascar en sera le sponsor officiel. La signature de convention entre le directeur général (DG) d’Orange Madagascar, Michel Barré et celui de la TV Plus Madagascar, Nicolas Rabemanajara, a été effectuée hier à Ankorondrano.

Ainsi, Orange Madagascar apportera un soutien financier à l’organisation de cette émission. Par ailleurs, elle sera aussi présente durant les castings dans les différentes villes de la Grande île, pendant les escales ainsi que lors des soirées de demi-finales et de finale. « Grâce à cette convention de partenariat, notre ambition est de permettre au plus grand nombre de gens de vivre pleinement leur passion, et à chaque instant. A cet effet, en soutenant cette émission télévisée, nous permettons à des futurs artistes de se révéler », a déclaré le DG d’Orange Madagascar, Michel Barré.

Lancée en 2013, l’émission a comme principe la recherche d’imitateurs d’artistes malgaches ou étrangers. La voix, le gestuel, l’expression ou encore l’apparence font partie des critères observés par les membres du jury. Plus de 2 000 candidats issus des six villes d’inscription sont attendus pour cette nouvelle édition. A noter que pour cette fois-ci, la ville de Fianarantsoa sera la sixième ville où va se dérouler la sélection des participants.

Dimisoa

Sécurité humaine à Antananarivo : dotation de matériels pour sa pérennisation

$
0
0
UN HABITAT

 Lancé en mai 2011 pour une durée de trois ans par le Fonds des Nations Unies pour l’enfance (Unicef), le Fonds des Nations Unies pour la population (UNFPA), le Bureau de la coordination des affaires humanitaires (OCHA) et le Programme des Nations Unies pour les établissements humains (UN-Habitat), le projet « Sécurité humaine pour la prévention de la violence urbaine et la réduction de la vulnérabilité à Antananarivo » s’est terminé le mois de septembre dernier. Dans le cadre de la pérennisation de ses activités, l’UN-Habitat vient de doter hier un lot de matériels au bénéfice de 25 fokontany cibles du projet, des matériels comprenant notamment un ordinateur pour chaque fokontany et des équipements de collecte d’ordures pour le système de gestion locale intégrée en eau, hygiène et assainissement, dénommé RF2 ou « Rafitra fikojana ny rano sy ny fahadiovana ».

Parmi ces équipements, on peut citer 12 charrettes, 100 bacs à ordures, 145 pelles à ordures, 250 moules métalliques pour pavés autobloquants, des combinaisons et blouses, et bien d’autres encore.

La dotation ne s’est pas arrêtée au niveau de ces fokontany car le Bureau de développement d’Antananarivo (BDA), un département contenant les bases des données de la CUA, ainsi que la Police municipale ont aussi reçu respectivement un ordinateur étant donné les rôles qu’ils tiennent dans ce projet de sécurité humaine.

En sus de cette dotation, 10 bureaux de fokontany ont été aussi réhabilités et renforcés par l’UN-Habitat pour accueillir ces matériels.

A noter que cette cérémonie de dotation s’est déroulée à l’Hôtel de Ville d’Analakely en présence du président de la délégation spéciale (PDS) de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA), Ny Hasina Andriamanjato et du représentant du projet au sein de l’UN-Habitat.

Sera R.

Mairie de la capitale : candidature sans surprise de Lalao Ravalomanana

$
0
0
DSC_0536

Comme toutes les grosses écuries, le parti Tiako Madagasikara (TIM) fera de la mairie d’Antananarivo son principal objectif pour les prochaines communales. Pour y parvenir, le programme de développement
ne suffit nullement. Il faut une personnalité populaire et adoubée.
A défaut de la candidature de Marc Ravalomanana, qui vise plus haut, la magistrature suprême du pays, le TIM se rabat sur son épouse et non moins ex-première dame, Lalao Ravalomanana. Les déclarations du
fondateur de ce parti politique hier, à l’hôtel Carlton, Anosy, en sont la preuve et il n’a pas tari d’éloges à son endroit  dont son statut de président du conseil d’administration (PCA) de Tiko.
Certes, l’ex-chef de l’Etat préfère s’en remettre à la volonté de Dieu comme d’habitude afin de détourner l’attention sur le sujet.
Mais personne n’est dupe lorsque Marc Ravalomanana se défend de ne pas faire pression sur sa femme pour être la candidate du TIM. « Actuellement, elle se concentre sur la décision politique qu’elle va prendre », a déclaré le patron du TIM.
Une décision qui n’a nullement besoin d’une longue réflexion de la part de la principale concernée. Cette dernière, rappelons-le, avait auparavant déjà osé prendre une décision aussi importante que celle-ci. Il s’agissait d’un dépôt de candidature pour la course à la présidence de la République. Ainsi, l’annonce de sa candidature pour les communales à Antananarivo n’est plus qu’une question de temps.
De plus, elle est actuellement la seule à pouvoir tenir un dialogue constructif avec le régime en place dans le camp de Ravalomanana, comme le prouvent ses rencontres dernièrement avec le chef de l’Etat,
Hery Rajaonarimampianina, sur l’affaire Tiko. Ce qui constitue une condition sine qua non si l’on se réfère aux
déclarations de Marc Ravalomanana. Ce dernier de souligner que « Le futur maire de la capitale se doit de savoir collaborer d’une manière ou d’une autre avec le pouvoir ».
Une déclaration qui, en passant, augure la victoire de la candidate du TIM dans la capitale, pas étonnant finalement venant de l’ancien chef de l’Etat.

Naisa


Financement du PMO par les bailleurs de fonds : « Nous sommes confiants », a confirmé le PM

$
0
0
DSC_0476

En visite inopinée au Centre de conférence international (CCI) à Ivato où se tient du 8 au 16 avril prochains l’atelier dans le cadre de l’élaboration du Plan de mise en œuvre (PMO) du Plan national de développement (PND), le chef du gouvernement, Jean Ravelonarivo a affiché son optimisme quant à son dénouement.

Néanmoins, cette lueur d’espoir ou réussite ne serait effective sans le déblocage du financement nécessaire par les bailleurs de fonds internationaux. « Sur cette question de l’ouverture du robinet des bailleurs, nous en sommes confiants »,  le Premier ministre (PM) de confirmer.

« C’est pour accomplir une grande mission que nous sommes là aujourd’hui. D’abord, il s’agit de faire ressortir le PMO, ensuite approcher et remettre le document de base à tous les bailleurs de fonds et les organisations internationales pour pouvoir financer ce PMO du PND », a-t-il fait savoir.

Pour en revenir à sa visite d’hier à Ivato, le chef du gouvernement de déclarer que « En tant que responsable, il faut que je voie de près tout ce qui se passe ici, pour que les résultats attendus soient palpables et durables. Je suis particulièrement fier de constater un tel engouement. Votre participation massive à cet atelier prouve la volonté de tout un chacun à œuvrer pour la sortie du document de mise en œuvre du PND. Les discussions sont très positives. C’est notre défi commun. Et comme il s’agit d’un défi, il doit y avoir des résultats escomptés. Je suis particulièrement confiant que le PMO qui va sortir à l’issue de cet atelier sera à la hauteur des attentes de la population ».

Naisa

Réconciliation nationale : la contradiction de Marc Ravalomanana

$
0
0
DSC_0547

Marc Ravalomanana n’est pas avare de mots à chaque fois qu’il est devant la presse. Il séduit tant que sa popularité n’est plus à démontrer. Sauf que ses propos sont empreints de contradictions.

Après son discours d’hier à l’hôtel Carlton, Anosy, le fondateur du parti TIM a répondu aux questions des journalistes. Concernant la réconciliation nationale, lui de confirmer que lors de la rencontre au sommet chacun des présidents sortants et l’actuel chef d’Etat ont manifesté leurs exigences. « Pour moi, j’ai exigé qu’on me rende la liberté et la possibilité de discuter avec les journalistes », a-t-il confié à cette occasion.
Pourtant, dans son discours, durant le même événement, l’ancien président de la République de faire savoir qu’il a décidé de soutenir le processus de la réconciliation nationale dirigé de bonne foi par le FFKM.
Par ses exigences, Marc Ravalomanana a oublié que cela ne relève pas de la bonne foi comme il le soutient. Et une fois de plus, il se fait prendre lui-même. Pourtant, sa sortie médiatique d’hier faisait partie de sa campagne de communication pour relancer son retour dans la scène politique. Heureusement que l’erreur ne venait pas de ses lieutenants…

Naisa

 

Budget des citoyens : version simplifiée de la loi de finances 2015

$
0
0

Dans une démarche de transparence, élément incontournable de la bonne gouvernance, la direction générale du Budget au sein du ministère des Finances et du budget a élaboré et publié le « Budget des citoyens » en versions française et malgache. Il s’agit d’un document simplifié de la loi de finances 2015 pour que chaque citoyen puisse être informé de la gestion des finances publiques.

D’après les informations reçues hier auprès de la direction générale du Budget qui en est l’initiatrice, une large diffusion du document a été effectuée auprès des institutions et des ministères, des partenaires techniques et financiers, des divers établissements publics, des grandes écoles, du secteur privé, des mairies de la capitale, des organisations non gouvernementales (ONG), de la société civile, etc. L’envoi dudit document au niveau des régions est actuellement en cours.

A noter que le document « Budget des citoyens » est dorénavant déjà disponible en ligne sur www.dgbudget.mg . Par ailleurs, en cas de besoin, les supports papiers peuvent être retirés auprès de la direction de la programmation et du cadrage budgétaire, porte 252, immeuble du ministère des Finances et du budget à Antaninarenina. A la demande, une livraison de supports papiers peut être effectuée sur présentation d’une adresse physique exacte.

 Dimisoa

Foire internationale de Madagascar : 65 % des entreprises participantes sont malgaches

$
0
0
DSC_5932

65 % des entreprises qui vont participer à la 10ème édition de la foire internationale de Madagascar (FIM) sont des entreprises de droit malgache, contre 35 % l’année dernière. En atteignant ce taux de participation, le secteur privé malgache veut ainsi prendre en main la relance économique tant espérée par le commun des citoyens en ce moment. Ainsi, la FIM, qui se déroulera du 7 au 10 mai prochain à la zone Forello Expo Tanjombato, va être une plateforme de rencontre entre tous les opérateurs économiques de la région du sud-ouest de l’océan Indien. En effet, cette foire est considérée comme étant l’évènement économique de la région pour cette année 2015. La présentation des partenaires de la FIM pour cette édition a été effectuée hier lors d’une conférence de presse organisée à Ankorondrano.

Innovations

Les organisateurs de cet événement apportent chaque année des innovations pour se démarquer des éditions précédentes. Ainsi, pour cette nouvelle édition, en collaboration avec Blueline, un canal « event » a été mis en place pour diffuser directement tous les évènements qui vont s’y passer durant ces quatre jours. Il en est ainsi de la cérémonie d’ouverture, des différentes conférences ainsi que les visites de stands des participants. L’objectif sera de permettre aux gens qui ne peuvent pas s’y déplacer de vivre en simultanée la FIM tout en étant chez soi ou ailleurs.

« Le vita malagasy s’ouvre au monde », tel est le slogan de la FIM. Effectivement, durant ces quelques jours, les produits qui sont fabriqués localement seront mis à l’honneur. En effet, malgré la rude concurrence au niveau mondial, les industries malgaches ont également du savoir-faire grâce à l’utilisation de la nouvelle technologie. « Les hauts dirigeants du pays ont déclaré maintes fois que cette année 2015 sera l’année économique pour Madagascar. De ce fait, une foire internationale comme celle-ci devra également transformer notre environnement socioéconomique. Par ailleurs, elle pourra être un des leviers en faveur d’un développement durable et d’une croissance soutenue des économies de la région du sud-ouest de l’océan Indien, et en particulier Madagascar », a souligné le président de la FIM, Dominichni Ramiaramanana.

Présenter en mettant en scène les opportunités plurielles que propose Madagascar, améliorant sans cesse avec le concept « step by step » le climat des affaires ainsi que le niveau d’attractivité économique de la Grande île, contribuer à rendre plus efficients les mouvements qui ont trait à l’intégration économique régionale, tels sont les axes récurrents et prioritaires retenus par le comité d’organisation de la FIM 2015.

Dimisoa

Disadisam-piarahamonina ao Alasora : naato ny ben’ny tanàna

$
0
0
DSC_4435

Manomboka mandray an-tànana ny olan’ny kaominina Alasora, ao Antananarivo-avaradrano ny fitondram-panjakana. Fepetra noraisiny aloha, omaly, ny fampiatoana ny ben’ny tanàna tamin’ny asany izay heverin’ny mponina fa misy hifandraisany amin’ny disadisa sesilany, niahiahiana kolikoly, niseho tao anatin’ny fari-piadidiany. Efa nangataka ny fampiatoana azy ihany koa ny fikambanana mpiaro zon’olombelona Hafari Malagasy izay nitarainan’ny vahoaka ny fitondrana tsy refesi-mandidy nataony.

Mifampitohy amin’ireo olana ireo indrindra koa ny fampihaonan’ny Hafari malagasy ny mponina avy tao amin’ny fokontany Mahitsy-Alasora tamin’ny mpandraharaha saika hanangana toeram-pamonoana akoho tao amin’io faritra io, omaly. Tsy nanaiky ny hanorenana io fotodrafitrasa io tao Anosivola-Anahitrandriana, fokontany Mahitsy ny mponina noho ny tsy fahazoana ara-dalàna ny saram-panajariana ny velaran-tany nihoatra ny 5 ha azon’ny orinasa sy ny fakana ny kianja nomen’ny ben’ny tanàna ho filalaovan’ny tanora baolina. Tsy nankasitrahan’ny teny Mahitsy ny hisian’io orinasa io koa ny fanakanany ny toeram-panasan-damban’ny mponina teny hatramin’izay sy ny handotoany ny tontolo iainana. Nomen’ny fitsarana rariny ny fokonolona tamin’ny nitondrany ny raharaha teny ka nampiatoany ny fahazoan-dàlan’ity orinasa ity hatramin’ny desambra 2014.

Fiarovana ny zon’ny andaniny sy ankilany.

Niroso tamin’ny fanelanelanana ny mpiandany ny Hafari Malagasy tao anatin’ny herinandro maromaro ka niafara tamin’io fampihaonana omaly io. Fantatra teo fa efa nandoa saram-panajariana ho an’ny fokonolona ny orinasa saingy voahodin’ny nanankinana azy ny vola. Nanaiky hanome an’ireo tsy mbola naharay ny anjarany kosa izy, omaly. Neken’ny orinasa toy izany ny hanamboatra fotodrafiitrasa ara-panatanjahantena sy toeram-panasan-damba hafa, ho solon’ireo tafiditra ao amin’ny taniny.

Hiravona tsy ho ela ity olan’ny orinasa sy ny fokonolona ao Mahitsy-Alasora ity vokatr’io fanelanelanana tsy mitanila io.

Manou

Consommation en ressources naturelles : les couches les plus riches couvrent les 78 %

$
0
0

 Contrairement à ce que l’on pensait, les couches les plus riches arrivent à couvrir plus de 78 % de leur consommation en ressources naturelles à Madagascar, si les couches les plus pauvres n’en couvrent que 16 % seulement. Ces informations ont été tirées des principaux résultats du septième round dans le cadre de l’enquête « A l’écoute de Madagascar », portant sur le thème « Environnement ». « Cela suggèrerait vraisemblablement un phénomène de capture par les élites des bénéfices issus des ressources naturelles », a fait remarquer l’enquête dans son rapport.

Concernant le pourcentage des ménages ayant tiré des revenus sur ces ressources naturelles, il est de 32,6 % en milieu urbain contre 40,5% en milieu rural. Par ailleurs, ce rapport est passé de 24,8 % contre 38,2 % pour les pauvres et de 24 % contre 37,1 % pour la classe moyenne.

Quant aux riches et les plus riches, le pourcentage est respectivement de 18,7 % et 19,8 % en milieu urbain contre 41,5 % et 49,7 % en milieu rural.

A noter que cette enquête était réalisée par l’Institut national des statistiques (INSTAT) les mois de février et mars dernier. Elle était accomplie à haute fréquence par téléphonie mobile à travers 1 462 ménages.

Sera R.

Fikambanan’ny tanoran’ny faritra iva : nampian’ny fitondrana hatrany

$
0
0
AMBANY TANANA

Mihatsara ny fifandraisan’ny tanora amin’ny faritra iva amin’ny fitondram-panjakana ankehitriny noho ny fanohanan’ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany ny hetsika hampivondronana azy.

Hanomboka fifaninanana hiadiana ny Amboaran’ny 26 jona amin’ny taranja rugby, ato ho ato, ny Fikambanan’ny tanoran’ny faritra iva tarihin’i Ra-Naina Be. Ho ezahina ny hanatanterahana ny lalao famaranana ao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, hoy ny mpikarakara, izay miangavy ny fanotronan’ny filoham-pirenena mihitsy amin’io fotoana io, ho fankaherezana sy fanohizana ny fiarahana nisy hatramin’izay.

Efa nanohana ny fifaninanana « Tournoi de Pâques » nokarakarain’ny fikambanana ho an’ny fileovana 32 tao amin’ny boriborintany enina teto an-drenivohitra ny fitondrana. Nanolotra omby dimy ho an’ireo mpandresy isan-tsokajy ny mpanolontsaina manokan’ny filohan’ny Repoblika, Andrianarivoson Nicole sy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ary ny minisitry ny fizahantany, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Notolorana amboara tsirairay avy kosa ireo ekipa tafakatra tamin’ny famaranana teny amin’ny kianjan’Alarobia.

Manou


Les petits métiers : receveur de taxi-be : 16 heures de travail par jour

$
0
0
LES PETITS METIERS

 Il faut être à la fois matinal et noctambule quand on travaille comme receveur dans un taxi-be. En effet, un receveur est déjà en activité dès 5h du matin pour ne rentrer le soir qu’après 21h, une fois les versements effectués, soit plus de 16 heures de travail sans relâche par jour, sauf pendant la pause pour manger à midi.

Ce métier nécessite des qualités comme le fait de pouvoir crier plus fort qu’un marchand ambulant pour rameuter des passagers, et être très bon en calcul mental ainsi qu’en mémoire pour rendre la monnaie des clients.

Comme fonctions supplémentaires, la plupart du temps, le receveur s’assure du ravitaillement en carburant, du lavage du véhicule, surveiller voire tenir le rôle de l’aide-mécanicien lors de la réparation de la voiture, ainsi que de négocier auprès des policiers de la route en cas d’infraction pour récupérer les papiers confisqués.

4 000 à 5 000 Ar. par jour

C’est un métier qui n’est pas de tout repos monnayant la somme de 4 000 à 5 000 Ar. par jour, le repas du midi étant à la charge du patron. En effet, la majorité d’entre eux sont des journaliers. Et s’il arrive qu’ils soient salariés, rares sont les propriétaires qui les intègrent à un organisme social et sanitaire comme la CnaPS ou l’Ostie. Ces « proprios » préfèrent se charger d’eux-mêmes de cette assistance selon leur bon vouloir. Et cela sans penser bien sûr à leurs retraites.

Ce n’est pas étonnant donc si la plupart des receveurs sont encore des jeunes. Avec de telles conditions, c’est normal si ces derniers considèrent ce métier comme un métier intermédiaire et à risque qui nécessite à la fois force et agilité, du fait que le receveur court le plus souvent après un taxi-be. Par ailleurs, il est le dernier qui remonte dans la voiture lors d’un arrêt.

Pour leur avenir, beaucoup d’entre eux rêvent de devenir chauffeur, et pourquoi pas être propriétaire d’un taxi-be plus tard.

Sera R.

Delestazy ao Toliara : nametraka lamina ny Jirama

$
0
0

Tsy ho voasoroka mihitsy ny fanapahan’ny orinasa Jirama ny herinaratra ao an-tampon-tanànan’i Toliara, hatramin’izao.

Voatery nametraka lamina manokana ny talem-paritry ny orinasa Jirama ao Atsimo-Andrefana, omaly, hisorohana ny fanelingelenana ny mpanjifa vokatr’io delestazy io. Fepetra noraisiny, hanatanterahana izany, ny nisafidianana ny ora tokony hilan’ny mponina herinaratra, handefasana ny milina mpamokatra azy. Tapaka ary nampahafantariny tany an-toerana omaly fa handeha manomboka amin’ny 8 ora maraina mandra-pisasaky ny alina ny herinaratra manerana ny tanànan’i Toliara.

Nampahafantariny ny mpiara-monina fa tsy fidiny ho an’ny sampan’ny orinasa Jirama ao Toliara io fanapahan-kevitra io fa vokatry ny kajy amin’ny fandaniana ny solika hamatsiana azy ireo izay efa voalanjan’ny avy aty amin’ny foibe Antananarivo. Mbola tsy ho tafarina ato ho ato ity orinasa ity raha tarafina amin’izao toe-javatra izao.

Manou

Fifidianana kaominaly : te hiverina matanjaka indray ny Tim

$
0
0
DSC_6009

 « Antoko manana ny maha izy azy ny Tim sy ireo mpiara-dia aminy, ka dia ambarako ampahibemaso fa vonona hiatrika sy hifaninana amin’izay fifidianana rehetra ho avy ary mino sy manantena aho fa handresy isika ». Fanambarana mivantana nataon’ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc tao amin’ny Carlton, Anosy izany, omaly, teo anatrehan’ireo lohandohan’ny mpisoron’ny Tim sy ny mpanao gazety.

Nivatravatra fiavy mihitsy ny lahateny. Nambarany fa olona mahavita azy sy tena sahy hampandroso no tokony ho lany fa tsy izay tian’ny olona na mahafaly azy fotsiny ary izay mahasoa azy.

Nohamafisin’ny filoha nasionalin’ny antoko, Razoarimihaja Solofonantenaina izany, izay nanao fanamby fa ho rakotra kandidà Tim ny kaomnina 1.613. Tanjon’ny antoko izany ny hanana ben’ny Tanàna 1.600 mahery. Handeha irery fa tsy hiantehitra amin’antoko hafa anefa izy ireo, mandritra ny fifidianana kaominaly amin’ny 31 jolay ho avy izao. Izany hoe, kandidà iray ihany no atolotry ny antoko isaky ny kaominina iray.

 « Rehefa antsoina dia vonona »

 Tsy mbola tena vonona araka ny tokony ho izy anefa ny fikarakarana fifidianana. Anisan’izany ny tsy mbola nanendrena ireo prefen’ny faritra nambaran’ny lalàna fa mamaritra ny isan’ireo mpanolotsain’ny kaominina. Nilaza ho gaga ny amin’izany ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc. « Hay ve ka mbola tsy milamina izany. Izahay nantsoina fa hoe misokatra ny fametrahana firotsahan-kofidina dia vonona izahay. (…) Andraikitry ny fitondrana izany. Aoka tsy hiteniteny foana fa rehefa antsoinareo izahay dia tamy », hoy ny

Ankilan’izay, nomarihiny koa fa mbola tsy tapitra ny fepetra napetraka taminy tsy hahafahany miresaka amin’ny mpanao gazety. « Na izany aza, mpanao politika aho fa misy ny dinika atao amin’ny fampihavanam-pirenena (…) Raha amin’ny maha mpitarika ny Tim ahy dia tsy maintsy miresaka amin’ny mpanao gazety aho », hoy indray izy.

Momba izay fampihavanana izay ihany, nanamarika ny filoha teo aloha fa miroso hatrany izany, na nisy aza ireo nisintaka. Ho fanamasifana izay dingan’ny fampihavanana izay, hanakatona ny fihetsiketsehan’ny Magro any Antsirabe toy ny tao Behoririka koa ny tenany.

 Zo. Ra.

Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra : hifandrombahan’ny vehivavy « malaza »

$
0
0

 Hiova endrika izany izao ny fomba fandresen-dahatra ny mponin’Antananarivo Renivohitra. Am-bolana na an-taona maro izay, efa nandeha na niniana naely ny feo fa karazam-behivavy maro no hampifaninanina hitantanana an’Antananarivo Renivohitra. Misy anarana vehivavy mpanao gazety vitsivitsy efa mandehandeha any rehetra any ankehitriny. Ny sasany amin’izy ireny àry moa efa lasa minisitra. Misy kosa ireo mbola mitana andraikitra politika any ambadimbadika any.

Ny efa manakaiky ny ofisialy aloha, natsidiky ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc tao Anosy, omaly, fa raha sitrapon’Andriamanitra, Ramatoa vadiny, Lalao no ho kandidàn’ny Tiako i Madagasikara eto an-drenivohitra. Efa narosony rahateo io tamin’ny firotsahan-kofidina ho filoham-pirenena, fony izy tsy mbola teto an-tanindrazana. Tonga eo amin’ny dingana politika hafa indray ny Tim. Tanjona ny tsy hanomezana ny tanàna ho an’ny antokom-panjakana mihitsy. Hifanandrina amin’izay mpifaninana mihevi-tena ho matanjaka rehetra izy ireo.

Na izany aza, nomarhiny fa tsy izy no manapaka ary tsy manery ny vadiny izy. « Izany asana ben’ny tanàna izany dia vonona hanompo vahoaka, handroaka ireo fako sy hiady amin’ireto mpanototra ny tanintsika ireto ». Mila fahaiza-miasa miaraka amin’ny olon’ny fitondrana anefa izany, raha ny fanazavany. Ny antony, « ho sahirana raha tsy miasa miaraka na farafaharatsiny miarakaraka eny », hoy izy. Traikefa efa hitany tamin’ny nanaovany ny ben’ny Tanàna teo aloha ?

Raharaham-pianakaviana ?

Efa tsy mahavoa amin’ny fitantanan-draharaha izany angamba ny lehilahy dia aroso indray ny vehivavy. Sanatria tsy misy olomanga hafa afaka hitondra ny tanàna ve eto? Na any amin’ireo kaominina manodidina an’Antananarivo aza mantsy, ireo ben’ny Tanàna efa teo aloha no niova loko nanaraka ny antokom-panjakana ary nirotsaka. Ny ankoatra izay, toa saika ireo manodidina izay efa nitondra no narotsaka. Anisan’izany izao resaka mety handrotsahana ny vadin’ny filoha teo aloha izao ho eto an-drenivohitra.

Mbola resaka mandeha koa ny hoe ny zanaky ny filoha teo aloha no mety ho kandidà ho an’Antsirabe Ambonivohitra. Raharaham-pianakaviana izany ny fitondran-draharaham-pirenena eto amintsika ? Efa mitovitovy lasitra amin’izany rahateo, raha tarafina amin’ireo Repoblika nifandimby teto ny amin’izany. Izay efa nitondra hatrany amin’ny Repoblika I ihany n any taranany no hita hatramin’izao saingy niova firehana. Mby ao an-tsaina, noho izany, ny kivalavala nataon’ny Amiraly tany ivelany fa tokony ho ny vadin’ny filohan’ny Tetezamita koa no nitondra ny Tetezamita. Re rahateo fa mety ho io koa no haroson’ny Mapar ho eto Antananarivo Renivohitra. Dia izany ve sis any fomba fanaovana politika eto amintsika?

 Zo. Ra.

Zotran-dàlamby FCE : hadihadiana ilay loza tao Andrambovato

$
0
0

Nampanao famotorana mikasika ny lozam-pifamoivoizana an-dàlamby namoizana aina tao amin’ny PK 46+750 tao Andrambovato, amin’iny zotra mampitohy an’i Fianarantsoa amin’i Manakara (FCE) iny ny minisiteran’ny Fizahan-tany, ny fitaterana ary ny famantarana ny toetr’andro.

“Fiondranan’andian’olona an-tsokosoko miisa 27 tamin’ireny fitaovana enti-miasa manaraka làlam-by ireny, avy tao Sahambavy ho any Andrambovato, no fototry ny loza”, araka ny vaovao avy any amin’ny mpitandro filaminana. Sady tsy misy familiana no tsy misy fanisatra na milina mampandeha azy fa atosika fotsiny io fitaovana io, hoy ny teknisiana, ka tohanana vatan-kazo no fampijanonana azy. Nirifatra noho izany izy sy ireo olona nitaingina azy raha nanao bemidina ary nikasoka tamin’ny rindrin’ny tonelina nidirany mialohan’ny hifatrarany tany anaty hantsana, ny talata tolakandro teo. Maty ny 4 tamin’ireo mpandeha miisa 27, ary naratra mafy ny 22.

Misy lalàna manokana mifehy azy ny fampiasana io fitaovana iray io, ka tsy maintsy ho fantarina ny fomba nahafahan’ireo olona ireo niondrana tao. Efa nandefa an’ireo polisin’ny gara avy ao Fianarantsoa hidina any an-toerana koa ny foibem-pitantanana ny FCE, hanao fanadihadiana mikasika ity raharaha ity.

Manou

Viewing all 70287 articles
Browse latest View live