Taitra ny ankamaroan’ny mpanjifa, nanomboka ny alarobia teo, indrindra ny eny amin’ny faritra Antanimena sy ny manodidina. Tapaka ny herinaratra sady matetika fa tsy toy ny fisehoan’ny delestazy fahita mahazatra. Miantraika any amin’ny fitaovana ampiasain’ny mpanjifa izany, toy ny ordinatera sy ny kojakojany, ohatra. Araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny Jirama, tsy ny […]
↧
Eto an-dRenivohitra: tapatapaka ny herinaratra amin’ny faritra maro
↧
Harena an-kibon’ny tany – EITI: vitaina mialoha ny faran’ny taona ny tatitra 2017-2018

↧
↧
Maep: nandray ny mpamatsy vola ny minisitra
Maromaro ny mpiara-miombon’antoka vahiny noraisin’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana ary ny jono (Maep), Ranarivelo Lucien, ny alatsinainy 11 febroary teo. Tao anatin’izany ny Banky iraisam-pirenena (BM), ny Fandaharanasa iraisam-pirenena mikasika ny sakafo (FAO), ny ONUDI ary ny masoivohon’i Maraoka. Manodidina ny 285 tapitrisa dolara ny famatsiam-bolan’ny BM eto Madagasikara, ka saika miompana amin’ny […]
↧
Indray mijery
66 000 ny isan’ny trangana kitrotro ao anatin’ny fari-piadidiam-pahasalamana 91 amin’izao fotoana izao, araka ny tatitra avy any amin’ny minisiteran’ny Fahasalamana,omaly. Mbola eo ampanaovana fanadihadiana ny isan’ny maty eny anivon’ny hopitaly sy ny fokontany ny tomponandraikitra fa raha ny isa farany : 266 ireo namoy ny ainy noho ny aretina kitrotro, nanomboka ny volana septambra taona 2018 […]
↧
Africa Basketball League: vonona tanteraka ny CosPN
Hitodika eny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina indray ny mason’ny mpitia sy mpanaraka ny taranja basikety. Hanomboka anio mantsy ilay lalao Africa Basket ball League, handraisan’ny ekipa malagasy, CosPN, anjara. Ity klioba ity no tompondaka tamin’ny fiadiana ny amboara’ny klioba aty amin’ny faritra fahafito ka nahazo ny tapakila hiatrika ity lalao goavana ity. Raha tsiahivina, […]
↧
↧
MJS – « Comité de normalisation »: ho matotra ny fiaraha-miasa

↧
Rugby – « Tournoi de l’Océan Indien »: nahazo fandresena intelo nisesy sahady ny Makis
Toy ny nitsangantsangana fotsiny ny Makis de Madagascar miatrika ny lalao iraisam-pirenena any La Réunion, nandritra ny andro voalohany, ny alarobia lasa teo. Fifaninanana tafiditra anatin’ilay « Circuit de l’Océan Indien », rugby lalaovin’olona fito. Fandresena telo miezinezina no azon’ny ekipan’izy ireo nanoloana ireo mpifanandrina taminy. Ny ekipan’ny Oniversite1 no nataon-dry Danger nahita faisana, teo amin’ny fihaonana […]
↧
Représentations Extérieures: tempête dans les ambassades
Représentations Extérieures: tempête dans les ambassades
↧
Nisy nahita tany amin’ny mariazy: nafindra eny Antanimora ary hotsaraina i Claudine
Nisy nahita tany amin’ny mariazy: nafindra eny Antanimora ary hotsaraina i Claudine
↧
↧
Mécanique: Rallye passion à Antsirabe

↧
Rugby-Elite Régionale: le dernier carré ce jour

↧
Africa Basketball League: Cospn s’incline devant Petro Atletico

↧
Carburant: la nouvelle structure des prix finalisée en mai

↧
↧
Performance Economique: une note positive du FMI

↧
Fanaovana kolikoly: zandary miisa 24 no naiditra am-ponja vonjimaika
Mitohy hatrany ny hetsika fanadiovana anatiny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, indrindra ny ady amin’ny kolikoly. Nisy araka izany, ny fametrahana ny sampandraharaha manokana miady amin’ny kolikoly eo anivon’ny fibaikoana ny zandarimariam-pirenena (COM GN) sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (Seg), ny taona 2016. “Hatramin’ny niorenan’ity sampandraharaha miady amin’ny kolikoly eo anivon’ny zandarimariam-pirenena ity, miisa 339 ireo […]
↧
Kidnapping Tsaratanàna: nisy zandary niray nitsikombakomba tamin’ny jiolahy

↧
Takelaka mena: hosavain’ny mpitandro filaminana fa misy manararaotra
Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny teo anivon’ny zandarimaria sy ny polisim-pirenena, teny amin’ny toby Ratsimandrava omaly, momba ny resaka fametrahana takelaka mena amin’ny fiaram-panjakana. Nilaza ny hampanaran-dalana ireny fiara ireny ny mpitandro filaminana. Handray fepetra izy ireo sady hanao fitsirihana sy fisavàna. “Tsy misy ny fanasaziana fa fampandrenesana any amin’ny tomponandraikitra no hatao […]
↧
↧
Lisi-pifidianana: niakatra ho 0,83 % ny taham-pisoratana anarana

↧
Fiaraha-miasa sy diplaomasia: hanampy tosika hiady amin’ny fahantrana i Frantsa

↧
Jery taratra… herinandro: asa hirosoana amin’izay…
Nanatrika ny Fihaonana an-tampony faha-32 nataon’ny Vondrona Afrikanina (UA) tany Addis- Abeba, Etiopia, ny delegasiona malagasy, notarihin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nanana anjara fitenenana izy noho ny nahavoafidy azy ho filohan’ny Repobika. Nambarany amin’ny tokony hivondronan’i Afrika tsy ho fakana akora fototra fotsiny, ka hijanona ho mahantra mandrakariva. Maro ireo filoham-panjakana sy tomponandraikitry ny fikambanana […]
↧