Hanomboka, anio alatsinainy 7 janoary, ny fiadiana ny tompondakan’i “Afrika Aostraly”, taranja tenisy, any Namibia. Mpilalao miisa 12 mianadahy ny misolo tena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana ity. Efa tonga any an-toerana, ny faran’ny herinandro teo, izy ireo ary nahavita fanazarantena tsara ihany koa ka hiatrika ny lalao manomboka anio. Marihina fa haharitra sivy andro ny […]