Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all 70344 articles
Browse latest View live

Tsiadana : nahazo paompy ka afa-pahasahiranana

$
0
0
????????????????????????????????????

Hahazo tombontsoa ny olona 1 200 amin’ny fametrahana ny paompin-drano iraisana eny amin’ny fokontany Tsiadana izay natolotra ny mponina, omaly. 17, amin’izao fotoana izao, ny paompin-drano sy ny fotodrafitrasam-pidiovana ampiasain’ny mponina 15 433, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny fokontany ao Tsiadana, Ravelomanantsoa Solofohery Harison. Fokontany iray amin’ny efatra nomena ny paompin-drano ny fokontany Tsiadana. Raha misy paompin-drano telo manampy ireo, tsy ho sahirana amin’ny rano intsony ny mpampiasa rano. 65%-n’ny mponina, avy amin’ny fianakaviana sahirana avokoa ka ilaina ny fisian’ny fotodrafitrasa iraisana tahaka izao. Niara-niasa ny minisiteran’ny Rano sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny fanatanterahana ny asa. Nitady ny mpiray ombon’antoka ny minisitera ka nanohana ny asa ny tanora HVM ho an’ny fokontany efatra eto Antananarivo Renivohitra.

 Misokatra amin’ny 5 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora maraina ny paompy, ny hariva manomboka amin’ny 3 ora ny fandraisana ny mpantsaka ary mihidy amin’ny 6 ora sy sasany hariva. Vidiana ariary ny rano 1 l ary mitantana ny paompy ny fikambanana Tambatra.

« Ny distrikan’Andramasina no manana taha ambany indrindra amin’ny fahazoana rano madio ho an’ny distrika valo mandrafitra ny faritra Analamanga », hoy ny talem-paritry ny rano sy ny fahadiovana eto Analamanga, Ravaloera Antsatiana. Eo am-panatanterahana fanadihadiana hijerena ny isan’ny olona manana rano tonga ao an-tokantrano sy ny mantsaka eny amin’ny paompy iraisana ny minisitera amin’izao fotoana izao.

Vonjy


Dihy an-tanàn-dehibe : hanome lanja ny fitoniana ny « Ambony ambany 4 »

$
0
0
DANSE

« Ambony ambany », hetsika iray manandratra ny dihy an-tanàn-dehibe, anisan’ireo efa mahazatra sy tsy zovina amin’ny mpankafy dihy intsony noho izy efa fanao isan-taona. Tonga amin’ny andiany fahefatra àry ny amin’ity 2016 ity ary hatao ny 20 sy 21 febroary izao, etsy amin’ny Institut Français de Madagasikara (IFM) etsy Analakely sy eny amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena eny Mahamasina.

Raha ny « Andro ho an’ny hip hop » no nampiavaka ny tamin’ny taon-dasa, hanamarika ity andiany ity kosa ny fanomezana lanja manokana ny fandriampahalemana sy ny fitoniana amin’ireo fandaharam-potoana samihafa.

Hanana ny lohahevitra hoe « Dance for peace » ny andron’ny asabotsy. Araka izany, hibahan-toerana ny fanehoana talenta, eo anoloan’ny IFM, ao amin’ny efitra fampirantiany ary ao anatin’ny trano fanaovana fampisehoana. Tsara ny manamarika fa handray anjara amin’izany seho izany ireo vahiny nasaina : ny kaompania Soul city, avy atsy La Réunion, sy ny Zhora snake, avy any Kameronina.

Toy ny isan-taona, hisy hatrany ny fifaninanana na ny « battle », izay ho an’ny fandriampahalemana, araka ny hoe « Battle for peace ». Hotontosaina eny amin’ny lapan’ny Kolontsaina kosa izany, ny alahady 21 febroary. Ho maro karazana ireo fifaninanana. Eo aloha ny « Creative battle », ho an’olon-tokana.

Tsy ho diso anjara koa ny tarika na vondrona mpandihy ka tsy tokony hihoatra ny valo ny ao anatin’ny tarika iray. « Breaking battle » ny anaran’ity fifaninanana ity. Ankoatra ireo, hisy ny fifaninanana ho an’ny tarika ahitana mpikambana 10 hatramin’ny 25. Ny mampiavaka azy ity, tsy maintsy mamorona soradihy iray, maharitra roa minitra ary miompana amin’ny lohahevitra hoe « ny fandriampahalemana » ny mpifaninana.

Landy R.

“Andriamanitra ô! Inona ary ‘ty?” : hiresaka ny finoana anaty hatsikana i Francis Turbo

$
0
0
????????????????????????????????????

Vonona i Francis Turbo. Efa liana ihany koa ireo mpankafy, hihaino sy hahita izay nomaniny. Ny fantatra aloha, horesahina ny resaka finoana sy fivavahana…

Tsy haniratsira fivavahana akory! Mila hapetraka mialoha izay, sao misy mihevitra fa hanao an’izany i Francis Turbo, mandritra ny fampisehoana indroa miantoana, hotontosainy ny zoma 19 febroary amin’ny 7 ora hariva sy ny alahady 21 febroary amin’ny 3 ora tolakandro, samy etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Ny lohahevitra “Andriamanitra ô! Inona ary ‘ity?” mihitsy no manaitra, satria mazava loatra fa hiresaka finoana i Francis Turbo anatin’ny hatsikana homaniny.
“Azo atao tsara ny miady hevitra amin’ny resa-pinoana aorian’ny fampisehoana, indrindra ny alahady”, hoy ny nambarany. Efa vonona amin’ny tolotra homaniny ho an’ireo mpijery, araka izany, ity mpanakanto mpanao hatsikana ity. Fanaony isan-taona rahateo ny fampisehoana indroa misesy toy izao, isaky ny volana febroary. Misy hatrany ny hatsikana vaovao, ankoatra ny fanavaozana ireo hatsikana taloha.
Tafiditra anatin’ny fanatsarana ny tolotra hatrany, handrindra sary sy feo hafa, hifanaraka amin’izay hataony eny an-tsehatra i Francis Turbo. Efa nisy fotoana nanaovany izay, ary anisan’ny tena nankafizin’ireo mpijery izany. Fantatra koa fa na tsy tao anatin’ny fandaharam-potoana loatra aza, hoentiny an-tsehatra ihany ireo hira natambatra nentina nampahafantarana ny hetsika, noho ny fahamaroan’ireo nangataka izany.

Zo ny Aina

Kolontsaina sy teknolojia : tanjon’ny « e-Fanorona » ny hisian’ny tompondaka eran-tany

$
0
0
EFANORONA

Fanorona, kilalao. Fanorona, paikady hoenti-manafika sy miaro vohitra. Fanorona, fitaizan-tsaina sy fo, sns. Raha tamin’ny alalan’ny lakam-panorona sy vatom-panorona no nilalaovana azy hatramin’izay, efa azo lalaovina amin’ny « tablette » sy « smartphone » izy ity amin’izao fotoana izao. Efa afaka mifanandrina ihany koa ny olona roa samihafa na mifanalavitra aza ny toerana na firenena misy azy ireo na ny « mode en ligne ».

« Tanjona ny hanatanterahana fiadiana izay ho tompondaka maneran-tany amin’ny              « e-Fanorona » », hoy Rakotondramanana Hery Zo, tale mpanatanteraka eo anivon’ny Nelli Studio, nanatontosa ny « e-Fanorona ». Nohamafisiny fa somary sarotsarotra ny lalana diavina amin’ny fanatanterahana azy io… « Na izany aza, azo tanterahina tsara », hoy hatrany ity tompon’andraikitra ity.

Marihina fa efa nahazo ny « Audience award » tany Paris, ny volana desambra 2014, ny       « e-Fanorona » raha nifanandrina tamina oniversite maro maneran-tany tao anatin’ilay hetsika « Games for education and research ». Azo alaina maimaimpoana ao amin’ny « Google Play » sy « Apple AppStore » ny « e-Fanorona ». Notsorina kokoa ny fampiasana ny           « e-Fanorona » laharana fahaefatra raha oharina amin’ny laharana fahatelo.

HaRy Razafindrakoto

 

Atsimo : vao mainka mihamafy ny kere

$
0
0

Mahafaty olona ary miteraka fifindra-monina ny hamafin’ny kere any amin’ny faritra Androy, Atsimo Andrefana ary Anosy. Hafanana migaingaina, maina ny tany, ritra ny rano, tsy misy ny hanin-kohanina. Refona tanteraka ny mponina any an-toerana. Tsy mbola nisy ny rotsak’orana tamin’ity taona ity hatramin’izao.

Miseho isan-taona ny kere any atsimo, saingy hetsika vonjy tavanandro hatrany no ataon’ny tompon’andraikitra ho an’ny mponina any. Ilaina anefa ny vahaolana ifotony maharitra hahafahana mamaha tanteraka ity kere miteraka tsy fanjarian-tsakafo any an-toerana ity.

Hisy, araka izany, ny fikaonandoha nasionaly hotanterahina any Ambovombe Androy, ny 19 sy 20 febroary izao, hikatsahana io vahaolana maharitra io.Tanjona ny hitady paikady mahomby avy hatrany hahafahana mitondra fampandroana any an-toerana ary hanafoanana tanteraka ny kere izay mampijaly ny mponina.

Handray anjara amin’io fikaonandoha io ny fanjakana, ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika, ny fiarahamonim-pirenena, ireo sehatra tsy miankina ary indrindra, ny manam-pahefana eny ifotony izay tena mahafantatra tsara ny zava-misy.

Tatiana A

Lalaon’ny Nosy : mitaky 86 235 Euros amin’ny Malagasy ny Coji Reunion

$
0
0

Hanomboka, anio alarobia 17 febroary any Maorisy, ny fivorian’ny komity iraisam-pirenen’ny lalao (CIJ), eo amin’ny fanomanana ny Lalaon’ny Nosy 2019. Mialoha ny hanatanterahana izany anefa,  mitaky ny  trosany, amin’ireo firenena nandray anjara, tamin’ny Lalaon’ny Nosy farany teo, ny komity mpanomana ny lalao, tamin’ny taona 2015 (Coji La Réunion).

Nambaran’ny tomponandraikitra amin’izany fa anisan’ireo ananany vola, i Kaomoro sy Madagasikara. Ho an’ny Malagasy manokana, lelavola mitentina  86 235 Euros na 301 822 500 Ar izany trosa izany. Tsy voalazan-dry zareo Coji La Réunion kosa ny pitsopitsony, ny amin’io trosa io. Araka ny fantatra, hanatrika io fivoriana io ny minisitra Andriamosarisoa Jean-Anicet, ary hanazava mahakasika io olana io amin’ny Coji La Réunion.

13.785 Euros kosa ny anjaran’i Kaomoro, izay nanohitra izany. Ny Komity olympikan’ny fanatanjahantena any Kaomoro nefa nilaza fa ny Coji La Réunion no tokony handoa vola 140 000 Euros amin’izy ireo. Saran’ny fodian-dry zareo satria ny nataon’ity Nosy ity ihany ny nahatonga azy ireo hiala tsy nandray anjara, tamin’ny Lalaon’ny Nosy 2015, raha ny voalazany.

Ny Kaomorianina izay manamafy ary miady hatrany ny hampiantranoany ny Lalaon’ny Nosy 2019. “Efa tsy any intsony izao ny adihevitra fa an’i Maorisy ny fandraisana ny andiany faha-10 amin’ny Lalaon’ny Nosy»,  hoy Jean-François Beaulieu, sekreteran’ny CIJ.

Marihina fa hifarana ny alakamisy 18 febroary ity fivorian’ny CIJ ity. Andrasana izany izay ho fanapahan-kevitry ny rehetra, indrindra ny mahakasika ity trosaben’ny Malagasy ity.

 Tompondaka

Basikety – Coupe du Président : mitarika vonjimaika ny USF, ASS ary ny 2BC

$
0
0
Basikety 1702

Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fifanintsanana amin’ireo Zones roa, Ouest, any Tsiroanomandidy sy Sud, any Fianarantsoa, amin’ny fiadiana ny “Coupe du Président”, taranja basikety.

Araka izany, mitarika vonjimaika amin’ny filaharana ankapobeny ny USF avy any Matsiatra Ambony, mpampiantrano, ao amin’ny vondrona “A” misy azy, sy ny ASS avy any Amoron’i Mania, ao amin’ny vondrona “B”, ho an’ny Zone Sud. Samy nahazo fandresena avokoa ireto ekipa ireto nandritra ny andro telo nifanintsanana. Mety mbola hitsimbadika kosa anefa io filaharana io, arakaraka ny vokatra azon’ireo ekipa tsirairay mpifaninana.

Ho an’ny Zone Ouest indray, hatreto,  mitarika ny 2BC avy any Vakinankaratra. Manana isa 6 eo alohan’ny Fanatic, manana isa 5.

Ankoatra izay, toy ny tamin’ireo Zones Nord sy Centre ihany, ireo ekipa mitana ny laharana roa voalohany amin’ireto Zones Sud sy Ouest ireto no tafakatra hiatrika ny Play-off any Mahajanga, ny 27 febroary – 6 marsa izao. Eto Antananarivo, ao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena kosa ny famaranana ny “Coupe du Président”.

M.N.

Fampianarana ambony : mivelatra ny tambajotram-pikarohana

$
0
0
MESUPRE

Nifarimbona ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika niaraka tamin’ny IRD avy any Afrika Atsinanana sy Afrika Aostraly ary ny Nosy La Réunion tamin’ny fanatanterahana ny fihaonana ara-tsiantifika avo lenta tamin’ny herinandro teo.

Niompana tamin’ny maha zava-dehibe ny sehatry ny fikarohana eto Madagasikara sy ny voka-tsoa entin’izany fikarohana izany amin’ny faritra tsirairay ny fihaonana.

Nandray anjara tamin’io fikaonandoha io ireo mpampianatra mpikaroka malagasy maromaro niaraka tamin’ireo manampahaizana efa mpanao fikarohana avy any amin’ireo firenena maromaro mpiara-miasa. Anisan’izany i Tanzani, Afrika Atsimo ary ny Nosy Maorisy.

Nifanakalo traikefa sy fahaiza-manao ireo samy manampahaizana tamin’izany. Nanangana ny fiaraha-miasa entina hampandrosoana ny sehatry ny fikarohana ihany koa ireo mpikaroka ireo. Niaraha-nikendry ny hisian’ny fampandrosoana ara-tsosialy sy toekarena ary ny kolontsaina amin’ny alalan’ny fikarohana hatao.

Ankoatra izany ny fanitarana ny tambajotram-pikarohana amin’ireo sehatra sy mpiara-miombon’antoka maro ary ny mpandraharaha  amin’ny firenena tsirairay. Tamin’ity fihaonana voalohany ity, nisy ny fampirantiana sy adihevitra mikasika ny haizavaboary any ambany ranomasina sy ny sehatry ny fanjarian-tsakafo ary ny tontolon’ny fiovaovan’ny toetr’andro…

Nilaza ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony, Ramiarison Claudine fa ananan’i Madagasikara ny fahaiza-manao amin’ny sehatra ara-tsiansa rehetra. Efa eo avokoa ny asa fikarohana sy ny voka-pikarohana rehetra. Tokony hatao kosa anefa ny manasongadina azy ireny ho azo ampiasaina amin’ny sehatry ny fampandrosoana.

Tatiana A


Lomano – J.O 2016 : nahazo « wild-card » Rabetsara Estellah sy Ralefy Sitraka

$
0
0

Mazava. Notoloran’ny federasiona iraisam-pirenen’ny lomano (Fina) fanasana manokana na « wild-card » hiatrehana ny Lalao Olympika 2016 (J.O) any Rio, Brezila, ireo mpilomano malagasy roa, Rabetsara Fils Estellah sy Ralefy Sitraka Anthony.

Noho ny zava-bitan’izy ireo nandritra ny hetsika iraisam-pirenena natrehiny, indrindra tamin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany tany Kazan, Rosia, no nahazoan’izy ireo io fanasana manokana avy amin’ny Fina io. Marihina mantsy fa tsy maintsy mandalo fisokajiana iraisam-pirenena ireo mpilomano maneran-tany ka iny tany Kazan, Rosia tamin’ny taon-dasa iny, no nahafahan’ny Fina namoaka ny lisitr’ireo hiatrika ny J.O 2016.

Ankoatra izay, tsy vaovao amin’i Estellah ny fiatrehana ny Lalao Olympika. Fanindroany amin’io any Rio, Brezila io mantsy izy  hisolo tena ny Malagasy ary niaro ny voninahi-pirenena teo amin’ny taranja lomano.

M.N.

Kitra – Tompondakan’i Afrika : miady an-trano ny Gor Mahia

$
0
0
kitra1702

Mandalo fotoan-tsarotra ny baolina kitra ao Kenya, ankehitriny. Tsy milamina ny Gor Mahia, taorian’ny tsy fahombiazany, nanoloana ny Cnaps Sport. Vokany, mifanipaka toy ny valala an-karona, ny mpilalao sy ny mpanazatra ary ny mpijery.

Misavoritaka tanteraka ny klioban’ny Gor Mahia Kenya, amin’izao fotoana izao. Tsy levon’ny vavonin’izy ireo mihitsy manko ny nandresen’ny Cnaps Sport azy ireo, tamin’ny isa 2 noho 1, tao amin’ny kianja Nyayo, sy nanoloana ireo mpijery kenyanina, ny asabotsy lasa teo. Fihaonana mandroso, tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Mifanome tsiny avokoa izy rehetra. Misy ireo mpilalao manameloka ny mpanazatra, fa tsy nanao tsara ny asany, ka nahatonga iny faharesena iny. Etsy andaniny, mifanasoketa koa ny samy mpilalao fa tsy tena nilalao tsara fa nanambany ny Cnaps Sport. Vokatr’izay, saika velona mihitsy ny savoritaka teo amin’izy ireo.

Manoloana izao faharesena izao, nanome fampitandremana henjana, ho an’ny mpanazatra sy ny mpilalao rehetra, ny tomponandraikitry ny klioba, mitady ny hevitra rehetra, handresena ny Cnaps Sport, amin’ny lalao miverina. Lalao izay hotanterahina any amin’ny kianja Rabemananjara, ny asabotsy 27 febroary ho avy izao.

 

Tezitra koa ny mpijery

 Ankoatra izay, tsy faly amin’ireo mpilalao kenyanina koa ny mpanohana, izay nanakorontana ny ekipa, taorian’ny fihaonana. Tsy ity faharesena nanoloana ny Cnaps Sport ity ihany ny tena tsy nahafaly azy ireo fa ny vokatra azon’ny Gor Mahia mihitsy. Herinandro talohan’ity fihaonana amin’ny “Ligue des champions d’Afrique” ity mantsy, mbola resin’ny Bandari FC, teo amin’ny fiadiana ny “Super coupe”-n’i Kenya ny Gor Mahia.

Marihina fa resin’ny Gor Mahia, tamin’ny isa tokana 1 noho 0 ny Cnaps Sport, tamin’ny taon-dasa, tao amin’ity kianja Nyayo ity, saingy izao afa-bela sy nahavita ny valin’adiny izao. Efa manana tombony aloha ny Cnaps Sport, amin’ity, saingy mila mailo mba tsy hidiram-baolina, fa mila mampidi-baolina sy mitady fandresena hatrany.

Tompondaka

Redémarrage économique : pourquoi est-il difficile ?

$
0
0
Joseph_E_Stiglitz (2)

NEW-YORK – En 2015, sept ans après le déclenchement de la crise financière mondiale en 2008, l’économie mondiale était encore en difficulté.

Selon  un rapport des Nations unies sur ses perspectives en 2016, le taux de croissance moyen a diminué de 54% depuis la crise dans les pays développés. Le nombre de chômeurs y est estimé à 44 millions, une augmentation de 12 millions par rapport à 2007, tandis que l’inflation est à son niveau le plus bas depuis la crise.

Plus inquiétant, le taux de croissance des pays avancés est de plus en plus volatile. C’est surprenant : en raison de leur développement économique et de leurs comptes de capitaux entièrement ouverts, ils auraient dû bénéficier de la liberté de mouvement des flux financiers et du partage des risques au niveau international, et en conséquence ne connaître qu’une faible volatilité macroéconomique. Par ailleurs, les transferts sociaux (en particulier les indemnités chômage) auraient dû permettre aux ménages de maintenir leur niveau de consommation.

Mais les principales mesures adoptées durant l’aprés-crise – contraction budgétaire et relâchement monétaire [quantitative easing, QE] de la part des grandes banques centrales – n’ont que très peu stimulé la consommation des ménages, les investissements et la croissance. Au contraire, elles ont eu tendance à aggraver la situation.

Aux USA, le relâchement monétaire n’a pas suffit à relancer la consommation et les investissements. Cela tient notamment au fait que la plus grande partie des liquidités supplémentaires est revenue dans le coffre des banques centrales sous forme d’un excédent de réserves. La loi de régulation du sauvetage des services financiers de 2006 qui autorise la Réserve fédérale à verser des intérêts sur les réserves obligatoires et sur leur excédent est allée à l’encontre du principal objectif du relâchement monétaire.

Risque

Le secteur financier américain étant alors sur le point de s’effondrer, la loi d’urgence sur la stabilisation économique de 2008 a autorisé la Fed à verser des intérêts sur les réserves dès le 1° octobre 2008. Aussi l’excédent de réserves détenu par la Fed a-t-il grossi, passant de quelques 200 milliards de dollars en moyenne durant la période 2000-2008, à 1600 milliards durant la période 2009-2015.

Les institutions financières ont préféré laisser leurs fonds auprès de la Fed plutôt que de prêter à l’économie réelle, gagnant ainsi sans aucun risque près de 30 milliards de dollars au cours des cinq dernières années. Cela revient à une subvention généreuse (masquée pour l’essentiel) de la Fed au secteur financier. Et avec la hausse des taux d’intérêt décidée par la Fed en décembre, cette subvention va augmenter de 13 milliards cette année.

Ce n’est pas seulement à cause d’incitations perverses que la baisse drastique des taux d’intérêt n’a pas porté ses fruits. Etant donné que le relâchement monétaire a réussi à maintenir les taux d’intérêt à des valeurs proches de zéro pendant presque sept ans, il aurait dû encourager les pays développés à emprunter pour investir dans les infrastructures, l’éducation et le social. Une augmentation des transferts sociaux dans l’après-crise aurait relancé la demande agrégée et évité des ruptures brusques dans les dépenses des ménages.

Le rapport des Nations unies montre clairement que malgré des taux d’intérêt extrêmement faibles, contrairement à ce que l’on aurait pu croire, l’investissement privé n’a pas augmenté dans le monde développé. Dans 17 des 20 plus grandes économies développées, la croissance des investissements était plus faible après la crise de 2008 que dans les années qui l’ont précédée, et pour 5 d’entre eux les investissements ont diminué durant la période 2010-2015.

Un peu partout, les titres de dette émis par les entreprises hors secteur financier qui sont supposé faire des investissements fixes ont nettement augmenté durant la même période. En cohérence avec d’autres éléments, cela montre que beaucoup de ces entreprises ont emprunté pour profiter de taux d’intérêt très faibles. Mais plutôt que d’investir, elles ont utilisé les sommes empruntées pour racheter leurs propres titres ou se procurer d’autres actifs financiers. Ainsi le relâchement monétaire a-t-il favorisé une augmentation marquée de l’endettement, de la capitalisation boursière et des gains du secteur financier.

Mais, une fois de plus, cela n’a pas été d’une grande utilité pour l’économie réelle. Des taux d’intérêt proches de zéro ne se traduisent pas nécessairement par une hausse du crédit et des investissements. Quand les banques ont la liberté de choisir, elles optent pour des bénéfices sans risque ou même pour la spéculation plutôt que pour le crédit au service de la croissance économique.

Par contre, quand une institution telles que la Banque mondiale ou le FMI accorde un crédit à faible taux à un pays en développement, elle impose des conditions quant à son utilisation. Pour avoir l’effet désiré, le relâchement monétaire aurait dû s’accompagner non seulement de mesures officielles destinées à restaurer les outils de crédit mis à mal (en particulier ceux dédiés aux PME), mais aussi d’objectifs spécifiques en matière de crédit bancaire. Au lieu de décourager en réalité les banques de prêter, la Fed aurait dû pénaliser celles disposant d’un excédent de réserves.

Flux de capitaux

Les taux d’intérêt ultra-faibles n’ont guère bénéficié aux pays développés et ont eu un coût significatif pour les pays en développement et émergents. Conséquence involontaire mais prévisible du relâchement monétaire, les flux de capitaux transfrontaliers ont augmenté brusquement.

Le flux de capitaux entrant dans les pays en développement est passé de quelques 20 milliards de dollars en 2008 à plus de 600 milliards en 2010. Beaucoup de pays émergents ont eu alors énormément de difficulté à gérer cette brusque augmentation. Les investissements fixes n’en ont pas beaucoup bénéficié. La croissance des investissements dans les pays en développement a connu un net fléchissement dans la période qui a suivi la crise. Cette année, tous ensemble, ils devraient connaître pour la première fois depuis 2006 une sortie de capital nette à hauteur de 615 milliards de dollars.

La politique monétaire et le secteur financier ne remplissent pas leur rôle. Le flux massif de liquidité a servi à créer de la richesse financière et à gonfler les bulles d’actifs plutôt qu’à renforcer l’économie réelle. Malgré la chute du cours des actions un peu partout dans le monde, la capitalisation boursière reste élevée relativement au PIB mondial. Il ne faut donc pas négliger le risque d’une nouvelle crise financière.

Néanmoins, il doit être possible de restaurer une croissance inclusive et durable. Il faudrait pour cela réécrire les règles de l’économie de marché pour garantir une plus grande équité, réfléchir à plus long terme et contrôler les marchés financiers au moyen d’une réglementation efficace et d’incitations appropriées.

Il y faudra aussi une forte augmentation des investissements publics dans les infrastructures, l’éducation et la technologie. Cette hausse devra être financée au moins en partie par la fiscalité : des taxes sur la pollution (notamment un impôt sur le carbone), sur les monopoles et sur d’autres sources de revenus qui ont envahi l’économie de marché et contribuent aux inégalités et à la faiblesse de la croissance.

Par Joseph Stiglitz et Hamid Rashid

Copyright: Project Syndicate, 2016.

Exclusivité: «Les Nouvelles».

La politique en bref

$
0
0

Déclaration de patrimoine – Les députés se font prier

Jusqu’à ce jour, seuls 80 députés sur 151 ont remis leur déclaration de patrimoine auprès de la Haute cour constitutionnelle (HCC). Cela bien que la disposition soit obligatoire. De leur côté, tous les membres du gouvernement, ainsi que les membres de la commission électorale nationale indépendante (Ceni) se sont déjà acquitté de leur devoir.

 SMM – Assemblée générale le 26 février prochain

Le Syndicat des magistrats de Madagascar (SMM) se réunira pour la première fois cette année en assemblée générale, le 26 février prochain. Plusieurs dossiers seront à l’ordre du jour, et les derniers évènements concernant l’arrestation d’un juge dans l’affaire du kidnapping à Toamasina pourraient être remis sur le tapis.

Contexte politique : le pessimisme prend de l’ampleur

$
0
0
????????????????????????????????????

En dépit de la volonté affichée par les dirigeants, les observateurs avertis semblent sceptiques quant à la portée réelle de certaines décisions. L’avenir reste incertain.

De la mise en place du Sénat à l’organisation des sommets internationaux, rien n’a échappé à l’œil critique de certains acteurs, notamment la politologue et non moins membre de l’Observatoire de la vie publique (Sefafi), Ketakandriana Rafitoson. «Toutes les affaires du pays sont politisées et il est difficile de croire que le changement se fera de sitôt», a-t-elle indiqué, jointe au téléphone hier. La mise en place du Sénat dernièrement semble en témoigner. La politologue n’a pas manqué d’afficher sa déception face à cette nouvelle institution qui risque de ne rien apporter au pays. «Je ne vois pas tellement à quoi pourrait bien servir la Chambre haute à part compléter le nombre des institutions requises par la Constitution», a-t-elle indiqué. Il faut noter que la mise en place du Sénat permet également la désignation des membres manquants de la Haute cour constitutionnelle (HCC) ou encore du Haut conseil pour la défense de la démocratie et de l’Etat de droit (HCDDED). Néanmoins, Ketakandriana Rafitoson a fait savoir que le Sénat ne rencontrera pas les mêmes problèmes que l’Assemblée nationale. En effet, «La majorité des sénateurs sont pro-régime et ne causeront pas beaucoup de problèmes».

Objectif 2018

«Toutes les actions du chef de l’Etat sont orientées vers les élections présidentielles de 2018», a déploré la politologue qui a souligné que la majorité des membres du Sénat ont été soigneusement choisis pour pouvoir le soutenir aux prochaines élections. Mais pas seulement. D’après Ketakandriana Rafitoson, le numéro un de l’Etat serait même déjà en pré-campagne. D’après elle, «La famine qui sévit dans le Sud actuellement est devenue un phénomène politique où tous les acteurs semblent vouloir rebondir pour se mettre ensuite en pré-campagne. La descente dans le Sud de l’ancien président de la Transition, Andry Rajoelina en est d’ailleurs l’élément déclencheur». La politologue attend ainsi de voir l’issue de la concertation nationale organisée par le ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme, vendredi prochain à Ambovombe.

Après le « kere », l’Etat devra se pencher sur les différents sommets internationaux que le pays devra accueillir et notamment le sommet de la Francophonie, prévu se tenir au mois de novembre prochain. «Malgré la mobilisation de tous les responsables étatiques, l’organisation laisse à désirer», estime Ketakandriana Rafitoson. En effet, la politologue constate que l’organisation du sommet n’est pas du tout transparente, particulièrement au niveau du budget. Un constat qui a également été évoqué par le Sefafi dernièrement.

Tout le monde semble tellement se focaliser sur ces points que les vraies priorités sont oubliées. «Au lieu de faire de la récupération politique et d’organiser des sommets dont on ne connaît pas encore l’issue, il serait peut-être temps de revoir les priorités, notamment les problèmes d’inondations, l’insécurité, mais aussi et surtout le kere. Mais au fur et à mesure que l’on avance, l’avenir du pays semble s’assombrir davantage», a conclu Ketakandriana Rafitoson.

Tahina Navalona

Bureau permanent du sénat  : d’autres forces politiques attendues

$
0
0
????????????????????????????????????

La suite de la réunion des sénateurs reste encore suspendue à l’attente de la décision de la Haute cour constitutionnelle (HCC). Celle-ci pourrait intervenir dans les jours à venir si l’on en croît les indiscrétions. En attendant, l’éventuelle remise en cause du bureau permanent pourrait changer la donne au niveau de la Chambre haute. Et avec le nouveau règlement intérieur, qui fixe à sept le nombre des vice-présidents de cette institution, l’arrivée de personnalités autres que celles du parti présidentiel pourrait calmer les esprits. Jusqu’ici, en effet, les deux formations «Miaraka amin’i Prezidà Andry Rajoelina» (Mapar) et «Tiako i Madagasikara» (Tim) ne sont pas encore représentées au sein du bureau permanent de la Chambre haute. Dans cette optique, le schéma du bureau permanent de l’Assemblée nationale pourrait être calqué sur cette entité pour favoriser, avec une fausse ouverture certes, les deux camps. En effet, le Mapar, en dépit de ses prises de position, n’a jamais officialisé son appartenance à l’opposition officielle. Il en est de même du Tim. Alors que selon la HCC, comme c’est le cas pour la Chambre basse, l’opposition parlementaire a droit à une place de vice-président au sein de l’institution. C’est ainsi que, jusqu’ici, le septième siège de vice-président demeure vacant auprès de la Chambre basse.

En tout cas, en dépit de leur nombre plus que minime au sein de la Chambre haute, le Mapar et le Tim n’envisagent  pas de former un groupement parlementaire. Même si lors du vote du règlementent intérieur, un sénateur avait soumis l’idée de les réunir. Le parti majoritaire pourra, par ailleurs, choisir l’un d’eux comme allié. En marge de l’élection du Président de cette institution, la sénatrice Olga Ramalason a été claire. «Même si nous sommes minoritaires, nous nous imposerons afin de faire valoir notre position (…). Mais le Tim ne sera pas une opposition au sein du Sénat. Les députés à l’Assemblée nationale ne se positionnent pas comme étant une opposition mais se dressent contre les injustices ou les décisions qui vont à l’encontre de l’intérêt de la population. Les sénateurs Tim partagent cette position», avait-elle alors déclaré.

Jao Patricius

Personnes handicapées  : « Même l’Etat nous exclut… »

$
0
0

Bien que Madagascar ait signé la convention internationale sur les droits des personnes handicapées, il y a un an de cela, ces dernières se sentent toujours mises à l’écart, à commencer par l’Etat.

«Le bilan que nous venons de dresser, un an après la ratification, nous fait ressentir un sentiment de frustration. Nous espérions que la situation allait s’améliorer. Or, c’est plutôt un recul que nous observons par rapport aux actions déjà menées auparavant. Ce qui nous amène à ce constat», a déploré hier Josoa Robinson Radafiniantsoa, président de l’Union nationale des associations des handicapés de Madagascar (Unahm) et non moins coordonateur de projet au sein de la Plateforme des fédérations des personnes handicapées.

Pour étayer ses dires, ce responsable a cité la non-contribution financière du ministère de tutelle. «C’est le seul département du gouvernement qui nous ait ignoré sur ce plan, et aucun projet concret n’a encore été avancé jusqu’ici pour concrétiser l’adhésion à la convention», a souligné Josoa Robinson Radafiniantsoa.

Le président de l’Unahm a également évoqué l’omission des personnes handicapées par le Président de la République dans l’exercice de son droit lors de la désignation des 21 sénateurs. «Nous avons effectué toutes les procédures administratives nécessaires pour que le président prenne en considération les personnes handicapées dans son quota».

«Malheureusement, ce n’était pas le cas malgré le fait qu’à Madagascar, nous représentons les 15,5% de la population, voire beaucoup plus si on considère les familles que ces personnes ont à  leur charge. Les efforts que nous avons déployés dans ce sens, aussi bien financiers qu’en nature, ont donc été vains», a déploré le président de l’Unahm.

Sera R.


Election  : les régionales avant le 26 juin

$
0
0

Alors que le Premier ministre, Jean Ravelonarivo a fait savoir que la tenue des élections régionales est prévue au mois de juin prochain, la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) n’a toujours pas été informée. Cependant, il ne s’agit que d’une formalité administrative. Dans tous les cas, le vice-président de l’organe, Philibert Hervé Andriamanantsoa a fait savoir que ces élections devraient être organisées avant la fête nationale pour éviter les bousculades dans les préparatifs, notamment au niveau de l’organisation matérielle mais aussi sécuritaire, qui implique également les forces de l’ordre. Ces dernières seront d’ailleurs fortement mobilisées pour l’occasion.

Quoi qu’il en soit, aucune communication à ce sujet n’a encore été officialisée. «Nous attendons le décret pris en conseil des ministres», a indiqué le vice-président de la Ceni. L’administrateur civil a de ce fait noté que si l’Etat entend réellement organiser les élections au mois de juin prochain, le décret de convocation des électeurs devrait être promulgué d’ici la fin de ce mois ou vers le début du mois de mars. Cela pour respecter le délai de 90 jours imparti par le code électoral.

Ce n’est qu’à partir de la date définie par le gouvernement que la Ceni pourra commencer à mettre au point un chronogramme des élections, allant des préparatifs jusqu’à la proclamation des résultats. Il faut noter que le financement des élections régionales sera pris en charge en totalité par l’Etat, comme l’a indiqué le chef du gouvernement lors du dialogue politique entre le gouvernement et les partenaires techniques et financiers (PTF).

T.N.

Ambovombe  : l’Etat planche sur le « kere »

$
0
0

Le ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme mobilise les acteurs à la source, avec l’appui du ministère des Finances et du budget. Avec la tenue de la concertation nationale, les 19 et 20 février prochains à Ambovombe-Androy, les organisateurs se fixent comme unique et seul objectif de trouver une solution durable au «kere» dans le Sud. Les consultations réuniront ainsi les responsables ministériels, les ONG, ainsi que les bailleurs de fonds. Une grande première à Madagascar.

Ce n’est pas la première fois que la famine sévit dans le Sud de Madagascar. Le phénomène causé par l’insuffisance des pluies est récurrent et revient presque chaque année. La partie Sud est d’ailleurs réputée pour son climat sec et aride. Cependant, aucune mesure de prévention n’a été prise et aucun programme n’a été mis en œuvre par les autorités responsables successives pour l’endiguer. Ce n’est qu’après les décès d’enfants dans la partie la plus touchée par la famine que les responsables se mettent en branlebas.

Cependant, le «kere» n’est pas le seul problème du pays. Le gouvernement devrait profiter de l’occasion pour organiser des consultations sur les questions de l’insécurité ou encore de l’environnement, qui préoccupent également le Malgache lambda, notamment dans le Sud.

T.N.

Budget de la CUA  : le Conseil d’Etat, saisi

$
0
0

Les conseillers de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA) regroupés au sein d’un collectif des opposants vont incessamment saisir le Conseil d’Etat. Et pour cause, les conseillers communaux représentés par Lalatiana Ravololomanana ne sont pas satisfaits de la réponse émise par la préfecture de police relative au budget de la CUA pour l’exercice 2016.

Le collectif ne partage pas l’avis du maire sur la question d’emprunt de la somme de 60 milliards d’ariary. Une somme colossale et un emprunt inutile, estime le collectif, qui s’insurge également contre le mode de fonctionnement de l’exécutif auprès de la CUA. Il prend également la défense des employés de courte durée (ECD) dont le contrat a expiré en décembre dernier. L’opposition au sein du conseil municipal a insisté sur le renouvellement du contrat de ces 200 et quelque ECD.

A ce propos, les ECD de la CUA ont lancé un ultimatum de quarante-huit heures aux dirigeants de la CUA afin de résoudre leur problème surtout en ce qui concerne le renouvellement de leur contrat. Les ECD demandent également l’arrêt de l’utilisation des horodateurs dans la capitale.

Haja R.

Météo  : des pluies continues cette semaine

$
0
0

L’épisode pluvieux se poursuit cette semaine à Antananarivo surtout les après-midis même si les précipitations seront progressivement moins importantes à partir de ce jour. Ensuite, les pluies orageuses reprendront à partir du 19 février non seulement dans la région Analamanga mais aussi dans les régions Atsimo-Andrefana, Melaky, Menabe, Vakinankaratra et Itasy. Le passage du cyclone Uriah depuis la nuit de dimanche dernier dans la zone de responsabilité du service météorologique malgache n’a aucun impact sur le temps qu’il fait à Madagascar. Dans la matinée d’hier, le système était localisé à 3.700 km à l’Est de Sainte-Marie.

Toutefois, les prévisions pour la période du 16 au 23 février indiquent que les régions des hautes terres telles qu’Amoron’i Mania, Haute-Matsiatra et Vakinankaratra présentent une forte probabilité d’avoir des pluies supérieures à la normale. Par conséquent, des risques de précipitations localement abondantes seront au rendez-vous. Il en est de même des régions Diana, Sofia, Boeny, Melaky et Vakinankaratra à partir du 24 février. Par contre, les risques de reprise des épisodes secs dans les régions Atsimo-Andrefana et Androy ne sont pas à écarter. Concernant les températures, elles seront quasi-stationnaires durant cette période.

Noro Niaina

Plaine d’Antananarivo  : l’avis de menace de danger d’inondation, levé

$
0
0
????????????????????????????????????

Les riverains des trois principales rivières traversant la plaine d’Antananarivo peuvent pousser un « ouf » de soulagement. L’avis de menace de danger d’inondation, lancé avant-hier par l’Autorité pour la protection contre les inondations de la plaine d’Antananarivo (Apipa), et qui concernait 11 communes traversées par la rivière Sisaony a été levé hier. L’Apipa a annoncé la bonne nouvelle dans son bulletin d’annonce des crues, diffusé hier à 8 heures.

Quoi qu’il en soit, le danger n’est pas totalement écarté puisque le niveau des cours d’eau peut connaître une hausse dans les prochains jours surtout que les pluies vont continuer à s’abattre cette semaine sur la capitale. Hier à 8 heures, le niveau de l’Ikopa était de 1,15 m à l’échelle d’Anosizato. Il est monté de 0,11 m en 17 heures et continuera à monter durant les prochaines 12 heures. La cote d’alerte de menace de danger à cette station est de 3,00 m.

La situation s’améliore un peu au niveau de la rivière Sisaony, dont le niveau était de 1,98 m à l’échelle d’Ampitatafika, hier à la même heure. Le niveau de ladite rivière a connu une baisse de 0,57 m en 17 heures et continuera à baisser durant les prochaines 12 heures. A l’échelle d’Ambohidroa, le niveau de la Mamba est de 7,82 m, celui-ci est monté de 0,32 m en 24 heures.

Fahranarison

Viewing all 70344 articles
Browse latest View live