AFT : une initiation au stop motion
Durant deux jours, les 26 et 28 février, le photographe et réalisateur Yannick Tojonantenaina a animé un atelier sur le stop motion, à l’Alliance française d’Antananarivo (AFT). «Ce fut intense»,...
View ArticleDans le cosmos
A l’occasion du mois de la poésie, le Cercle germano-malgache/Goethe-Zentrum (CGM/GZ) propose un événement original intitulé «L’Éphémère en pose», à partir de ce jour jusqu’au 30 mars. L’objectif est...
View ArticleAmbohibary Moramanga: Tohodrano hanondraka tanimbary 1 000 ha
Miara-miombon’antoka ny fanjakana malagasy sy ny orinasa sinoa, Sinomach, miaraka amin’ny teknisianin’ny Akademia sinoa misahana ny siansa ny fambolena any Hainan. Mifantoka amin’ny fananganan’ny...
View ArticleOniversite sy ny MFFT : Hiaraha-miatrika ny fiovan’ny toetr’andro
Miady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro ny oniversite. Miara-miatrika aminy amin’izany ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Samy nitondra ny traikefany sy nifampizara momba...
View ArticleMpitondra tenin’ny governemanta : “Aoka mba ho tsikera mampandroso”
Nohitsin’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina (MSK), i Volamiranty Donna, ny eo anivon’ny fanoherana, ny faran’ny herinandro teo. Nametra-panontaniana mihitsy aza ny tenany. “Inona ireo...
View ArticleNamono ben’ny Tanàna: Dahalo roa lavon’ny bala
Dahalo roa lahy, nandray anjara tamin’ny famonoana nahafaty ny ben’ny Tanàna Mangatamboahangy, distrikan’Ambatofinandrahana, no lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana ny faran’ny herinandro teo....
View ArticleFivato : “Tokony homena fahefana ny amin’ny filaminana ny eny ifotony”
“Raha tsy ny olom-pirenena ifotony no mandray anjara sy andraikitra amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana amin’ny maha tompon-draharaha azy, nofinofy ihany izay tena hisiana fandriampahalemana...
View ArticleFidirana amin’ny sehatra matihanina: Betsaka ny ekipa nanana vina lavitra ezaka
Anisan’ny ekipa baolina kitra iray malaza eto Madagasikara ny Elgeco Plus. Manana tanjona sy fijery lavitra hotratrarina izy ireo, araka ny fanadihadiana natao tamin-dRandrianabo Miantso Fenosoa,...
View ArticleRugby – «Challenger series» : Hidona voalohany amin’ny Makis i Georgie
Efa ao anatin’ny fanomanantena amin’ny fiatrehana ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny “Challenger series”, taranja rugby lalaovina olona 7, ny Makis, amin’izao fotoana izao. Ao amin’ny vondrona “C”...
View Articlefiloha vaovao : Ho fantatra ny volana avrily ny FMTKD
Araka ny fanadihadiana natao omaly, hotontosaina ny 12 avrily ho avy izao, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taekwondo WT (FMTKD) vaovao. Fantatra amin’io fotoana io izany ny...
View ArticleSOMBIM-BAOVAO
Hitsara ny lalao hihaonan’i Guinée sy i Somalia, ilay Malagasy mpitsara, Rakotojaona Andofetra Avombitana, raha ny vaovao azo omaly. Tsy lalao ara-pirahalahiana akory ity tsarain’ ity Malagasy...
View ArticleBaolina kitra SOKAJY vehivavy : Tafita amin’ny dingana famaranana ny Askam Afa
Nifarana ny 1 marsa lasa teo, tany amin’ireo faritra telo: Ihosy sy Antsirabe ary Mahajanga, ny dingana faharoan’ny fifaninanam-pirenena, sokajy vehivavy, taranja baolina kitra. Anisan’ireo klioba...
View ArticleINDRAY MIJERY
Nanome tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana ho an’ireo traboina noho ny tondradrano nateraky ny rivodoza Honde ireo mpiasan’ny fahasalamana ao amin’ny distrikan’i Beloha, ao amin’ny toeram-pandraisana...
View ArticleRaharaham-bahiny : “Tsy voatery mitady vahaolana lavitra vao mandroso”
Nisy ny fifanaovan-tsonia lasitra politika teo amin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy sy ny an’ny congolais, omaly teny Anosy. “Tsy voatery mitady vahaolana lavitra hatrany vao mety hoe...
View ArticleJly Ravalomanana Richard: “Mampivoatra ny diplaomasia parlemantera”
Nambaran’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, fa tena miezaka tokoa amin’ny fikolokoloana ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny tenany, miaraka amin’ny...
View Articlefahaizana mifampiresaka: « Manasitrana sy mandratra ny teny aloaky ny vava»,...
Ilaina ary tena zava-dehibe eo amin’ny fahasalamana na tsia ho an’ny olona ny fahaizana mifampiresaka. Maro ny olona sitrana noho izany, misy kosa ireo marary ka ilaina ny fahaizana mandrindra izany....
View Article“XXL Smatchin by Be Connect” : Lalao 9 no hisantarana ny fifaninanana
Hanomboka rahampitso, ny fifaninanana “XXL Smatchin by Be Connect”, andiany faha-11. Lalao 9 avy hatrany no hitranga amin’ity andro voalohany ity, raha ny fandaharam-potoana. Eo amin’ny Kianja Barea,...
View ArticleSOMBIM-BAOVAO
Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifantenana mpilalao Makis U18, izay hiatrika ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina « Aroi 2025 ». Tamin’ireo mpilalao miisa...
View ArticleTsy fandriampahalemana : Mirongatra ny tsatoka antsy ao Toamasina
Tsy andro mazava, tsy andro alina, andrenesana tsy fandriampahalemana isan’andro ny eto amin’ny faritanin’i Toamasina. Somary niova ny endrika hisehoany. Raha ny fanafihana mitam-piadiana no nalaza teo...
View Article