Razakarisoa Patrick: « Mbola betsaka ny ezaka mila atao amin’ny taranja ping...
Fanadihadiana manokana mahakasika ny taranja ping pong natao tamin’ny tale teknika nasionalin’ny tenisy ambony latabatra, Razakarisoa Patrick. Maro ny asa mbola miandry, raha ny filazany. “Mbola...
View Article“XXL Smatchin by Be connect” : Nitombo ny isan’ny mpandray anjara
Hotanterahina ny 8 hatramin’ny 16 marsa izao ny “XXL Smatchin by Be Connect”, andiany faha-11. Oniverite 50 hifaninana ary toerana 3 no handray izany. Nitombo ny isan’ny mpandray anjara amin’ity...
View ArticleSemi-marathon : Nanamontsana zava-bita i Kiplimo
Nomontsanin’ilay teratany ogandey, i Jacob Kiplimo, ny zava-bita tsara indrindra maneran-tany eo amin’ny hazakazaka semi-marathon. Nandritra ny fifaninanana natao tao Barcelone Espagne, ny alahady 16...
View ArticleSOMBIM-BAOVAO
Voahosotra ho tompondakan’ny Tama Beach, taranja volley, andiany faha-8, tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, i Juliette sy i Miangola, ho an’ny sokajy U21, vehivavy. I Brad sy i Allan kosa teo...
View ArticleTenisy-U14 Afrika : Nihintsana teo amin’ny ampahavalon-dalana Ny Avo
Nitohy omaly, tany Nairobi Kenya, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny taranja tenisy, sokajy U14, lahy sy vavy. Nifarana teo amin’ny dingana ampahavalon-dalana ny lalan-dRazafindrazaka...
View ArticleTransit-Douanes: Nivoaka ny andiany “Masova”
Notontosaina, omaly, teny amin’ny Espace Rose By-pass, ny famoahana ny andiany “Masova”, ho an’ny lalam-piofanana Transit-Douanes, eo anivon’ny INSPNMad. Mpianatra 94 mianadahy no navoaka nandritra...
View ArticleFanampiana ny sahirana : Tokantrano 171 haorina eny Andavamamba
Arovana amin’ny tondradrano sady hatsaraina ny fari-piainan’ny mponina eny amin’ny faritra iva. Diovina sy hamafisina ny lakandrano, haorina ny trano fonenana sy fotodrafitrasa maro. Mitohy ny...
View ArticleAngovo : Voizina ny Famatsiam- bola maitso
Miara-miombon’antoka ny Sipem Banque sy ny orinasa Pharmadiff Solair. Azo atao ny mandoa tsikelikely ny entana ao amin’ny Pharmadiff Solair amin’ny alalan’ny findramam-bola ao amin’ny Sipem Banque....
View ArticleVAOVAO TAMBATRA
Mitotongana, lasa 4 920,55 Ar ny euro iray, omaly. Tsy mitsaha-miakatra izany tao anatin’ny tapa-bolana. Marin-toerana kosa ny dolara izay nisanda 4 701,80 Ar. Tsy mifandanja ny fanondranana sy ny...
View ArticleEPM : Hamaritra ny politikam-pampandrosoana
Manan-danja eo amin’ny sehatry ny toekarena sy ny fampandrosoana ny vokatra andrasana amin’ny fanadihadiana maharitra eny anivon’ny tokantrano (EPM) hatao. Ahafahana mamaritra ireo politikam-panjakana...
View ArticleTolo-kevitra : Nivoaka ny boky « Handroso i Madagasikara »
Omaly, tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, no namoahana ilay boky « Handroso i Madagasikara » fa amin’ny fomba ahoana? nosoratan-dRakotomahenina Nary Todison. Amin’ny ankapobeny, mirakitra ny...
View ArticleTARATRY ny KANTO
« Feo roa, sehatra iray ». Rahampitso alahady, manomboka amin’ny 3 ora, eny amin’ny CCIvato ilay fiarahana an-tsehatr’i Denise sy i D-Lain. Hafa noho ny mahazatra, satria hatao amin’ny rindra miavaka...
View ArticleIlaina ny fanavaozana: Ny fototra tsy tokony hiova
Anisan’ny firenena manana « zavatra » tranainy na taloha, maro i Madagasikara. Iray amin’ireny ny hira. Feo aloaky ny vava, zavamaneno, gadona, dihy miaraka aminy raha ilaina, sns. Samy tranainy...
View ArticleMantasoa: vehivavy Mafia mpangalatra tany nidoboka am-ponja
Mitohy ny ady amin’ny fangalarana tany ao Mantasoa. Naiditra vonjimaika am-ponja, omaly, ny olona telo, mpitarika ireo mafia mpampihorohoro ny tantsaha. Mampikaikaika ny mponina ao Mantasoa ny...
View ArticleCCC Zone-7: Nanainga omaly ny delegasiona malagasy
Raikitra ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka eto amin’ny faritra faha-7, taranja volley, hatao any Maorisy. Fifaninanana izay tokony hanomboka anio saingy nasiana fihemorana iray andro noho ny...
View ArticleMotocyclisme à Madagascar: une saison 2024 réussie et des ambitions plein gaz...
Samedi dernier, au Pavé à Antaninarenina, la fédération malgache de motocyclisme (FMAM) a célébré les meilleurs pilotes de la saison 2024, lors d’une cérémonie de remise de trophées. A cette occasion,...
View ArticleUne bonne image
Partout dans le monde, dans chaque pays, l’indice de criminalité est différent dans chaque ville. Il y a des villes où cet indice est très élevé par rapport à d’autres. Ce qui signifie que les...
View ArticleFonds Lovako : Rova d’Ambohidratrimo à l’heure de la réhabilitation
Le moment est venu pour le Rova d’Ambohidratrimo, situé à 15 km de la Capitale, de retrouver son état d’antan. Vendredi, une délégation du fonds Lovako, une branche du MCC, dirigée par son président,...
View Article