Fametrahana ny mangarahara: 6 000 ireo mpanara-maso fifidianana avy amin’ny...
Efa vonona. Hahatratra 6 050 ireo mpanara-maso fifidianana avy amin’ny ivontoerana Sampana hanaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy) hiatrehana ny fifidianana...
View ArticleTamin’ny taonjato faha-18: teto Imerina ny Zafimaniry manana razambe Merina
Ny taonjato faha-18, voasesitany tao Alasora ny foko Zafimaniry. Taorian’izay, nivelona tany anaty ala sy teny an-tendrombohitra izy ireo, nanomboka ny taona 1790. Efa niaina manodidina an’Ankitsika,...
View Article« Manonoke fanahy »: teatra hafakely, mampihomehy, mahavariana…
Mihamaro ny tanora tia manao teatra, araka ny hita amin’ireo tropy manan-daza eto an-dRenivohitra. Mihamivoatra ihany koa ny teatra, ny endrika anehoana ny tantara, ka mifanaraka kokoa amin’ny...
View ArticleTaratry ny kanto
“Tôty sy ny mozikany” “Lalao iray izay tiany indrindra…” nalaina tamin’ny “Misy antony”, hiran’i Tôty nampihirainy an’i Lalatiana. Io koa ny lohahevitra entina hahatsiarovana ity andrarezin’ny mozika...
View ArticleCGM Analakely: hiaka-tsehatra ry Ragasy Band
« Musique du monde » manana faka sy aingam-panahy malagasy. Io ny nanazavan-dRagasy ny hira hataony miaraka amin’ireo dimy mianadahy ao anaty tarika Ragasy Band. Rahampitso manomboka amin’ny 3 ora...
View ArticleSehatry ny fambolena: manana ny toerany ny Malto
Sampana iray ao amin’ny Star ny Matlo. Orinasa manana ny toerany eo amin’ny fampiroboroboana ny toekarena mifototra amin’ny fambolena any amin’ny faritra ambanivohitra izy ity. Fanindroany izao ny...
View ArticleBFV-SG: manohana ny fambolena
Manan-danja eto amintsika ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono, miantoka ny 25%-n’ny harinkarena faobe (PIB). Araka ny tatitry ny EBDM, firenena azo antoka hampiasam-bola eto...
View ArticleKitra – «Poule des As 2018»: hangotraka ny lalao amin’ny andro fahadimy
Hitohy indray ny fifaninanam-pirenena, taranja baolina kitra, taorian’ny fifaninanana natrehin’ny Barea de Madagascar, farany teo iny. Hiditra amin’ny andro fahadimy ny “Poule des As”. Hanana ny...
View ArticleKitra vehivavy – «Cosafa cup 2018»: lalaon’ny samy resy ny an’ny Barea sy i...
Hitohy, anio zoma ao amin’ny kianja Isaac Wolfson Stadium, Afrika Atsimo, ny andro faharoa eo amin’ny fiadiana ny “Cosafa cup 2018”, taranja baolina kitra vehivavy. Fihaonana, ho an’ireo firenena aty...
View ArticleMinisiteran’ny Fahasalamana: nisongadina ny vokatra
Anisan’ny minisitera nahavita dingana eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena ny an’ny Fahasalamana (Min San). Nampisongadina ireo mpiasa eo anivon’ity minisitera ity sy ny atletany avokoa ireo...
View ArticleAgribusiness: vers l’utilisation des outils Tic innovants
Le poids économique du secteur agricole malgache est majeur. Les solutions technologiques sont pourtant très peu intégrées, surtout au niveau des producteurs. L’Economic development board of Madagascar...
View ArticleCulture du mais dans l’Ihorombe: un rendement de 8 tonnes/ha
Après un début difficile, la culture du maïs à grande échelle dans la région Ihorombe par le groupe italien Tozzi Green prend sa vitesse de croisière actuellement. Avec une culture alternée de maïs et...
View ArticleTsiroanomandidy et Fenoarivobe: 1.320 titres fonciers délivrés
1.320 familles de Tsiroanomandidy et de Fenoarivobe (Ampasimpotsy, Ambatolampy, Ankadinondry, Firavahana) dans la région Bongolava ont reçu chacune leur titre foncier mercredi dernier de la main de la...
View Article“HETSIKARATANY” 116.500 parcelles certifiées
La réforme foncière en marche. Un an après le lancement de l’opération «Hetsikaratany» faisant partie du projet de Croissance agricole et de sécurisation foncière (Casef), 116.500 parcelles dans 13...
View ArticleZaza telo volana namidy 8 hetsy Ar: tambajotrana mpangala-jaza saron’ny polisy
Voasambotry ny polisy misahana ny vehivavy sy ny zaza tsy ampy taona, ny 6 septambra 2018 lasa teo, ireo tambajotrana mpangala-jaza (lehilahy iray sy vehivavy roa) tompon’antoka tamin’ny fangalarana...
View ArticleSatroboninahitra: mbola tsy hita ilay hoy ny minisitra
Nitondra fanamarihana ary nanamafy hatrany ny minisitry ny kolontsaina sy ny vakoka, i Eléonore Johasy fa mbola tsy hita ilay satroboninahitra nisy nangalatra tao amin’ny lapan’Andafiavaratra ny taona...
View ArticleEGNA: 5 taona am-ponja ilay Lietnà nanolana mpianatra ho zandary
Dimy taona an-tranomaizina sazy mihatra ny sazin’ilay Lietnà nanolana vehivavy mpianatra ho zandary tao amin’ny sekolin’ny zandarimariam-pirenena any Ambositra, ny asabotsy alina teo. Voalaza fa...
View ArticleTselatra
Lasan’ny dahalo nandritra ny fanafihana ny talen’ny Ceg sy ny Daf Cisco Antsalova, afakomaly ny valim-panadinana BEPC 2018. Araka ny fampitam-baovao, teo Antsalova lalana mihazo an’i Bekopaka, 20 km...
View ArticleFitsarana tsy mazava, mampiahiahy: notaire iray mitaky 3,1 tapitrisa dolara...
Mampiahiahy ny ataon’ny fitsarana any Toamasina amin’ny orinasa Tetikasa Ambatovy. Taorian’ny fanadihadiana natao, fantatra fa nomen’ny fitsarana any an-toerana rariny ny fangatahan’ny notaire iray any...
View ArticleFamelabelaran-kevitra tany Frantsa: nanome lesona momba ny demokrasia Rajoelina
Nitondra ny traiekafany.“Afaka hampandrosoana ny firenena izany demokrasia izany. Iharan’ny didy jadona ny firenena iray tsy mampanjaka izany”, hoy ny kandidà Rajoelina tany Frantsa. Nitondra...
View Article