Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70375 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Happy Women – Novo-Comm: manampy ny ankizy sahirana  ao Andraharo

Olom-pirenena mandray andraikitra ny fikambanan’ny vehivavy Happy Women miasa ao amin’ny Novo-Comm Ogilvy, eo amin’ny sehatry ny serasera. Anton’asa iray ataon’izy ireo ny fanampiana ny ankizy avy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Socolait: 40 taona ho an’ny mpanjifa

Anisan’ny tena amantarana ny orinasa Socolait ny famokarana ronono mandry mamy (LCS)  anaty boaty. Orinasa malagasy nanome fahafaham-po ny mpanjifa tato anatin’ny 40 taona, ary vonona hanome ny tolotra...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby – Lalao fihantsiana: mpilalaon’ny Oxford University fito, milanja 100 kg

Tonga, ny talata lasa teo, ny ekipan’ny Oxford University avy any Angletera, taranja rugby. Tanora vaventy sady goavana ireo mpilalao ao aminy. Miisa fito ireo milanja 100 kg, ao amin’ity ekipa ity....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra atsy Afrika Atsimo: nanome rariny an’i Dax ny Fifa

Namoaka lahatsoratra tao amin’ny tambajotra seraserany, omaly, ny klioba Kaizer Chiefs, Afrika Atsimo, mahakasika ny raharahan’Andriamirado Andrianarimanana Arohasina (Dax). Nambarany tamin’izany fa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

70 Ans Déclaration Universelle des Droits de l’Homme avec la Présidente...

Reportages :  Yvonne Razanamasy.

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sambava: sécurisation participative

Le district de Sambava a démarré une nouvelle stratégie de sécurisation de la population. La responsabilisation des citoyens devient primordiale dans cette approche. La sécurité publique sera désormais...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toamasina: Ambatovy victime d’une tentative de spoliation

Lors de ce qu’on peut qualifier d’audience expéditive et qui soulève une fois de plus de nombreuses questions, un notaire a réclamé la somme de 41 milliards d’ariary à Ambatovy. Ambatovy est à nouveau...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Malto: contribution importante à l’économie rurale agricol

Malto est une filiale de la Star implantée à Antsirabe depuis 1974 et en activité depuis 1976. Malto travaille actuellement avec plus de 26.000 exploitants agricoles de plusieurs régions dont le...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vérité des prix a la pompe: encore un écart de 367 ariary à rattraper

L’application de la vérité des prix à la pompe reste un véritable casse-tête pour l’Etat et les compagnies pétrolières. Après la révision à la hausse des prix à la pompe, effective depuis le 11...

View Article


Offre bancaire: plusieurs avantages proposés par BFV

La banque BFV SG poursuit les offres pour accompagner ses clients dans leurs projets. C’est dans ce cadre que la banque propose plusieurs avantages durant les quatre jours de salon organisés à...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Voalaza fa any Frantsa: hanadihady ny fanjavonan’ny satroky ny mpanjaka ny...

Niparitaka tany anaty tambajotran-tserasera fa misy mahita any Frantsa ny satroboninahitra ny mpanjakavavy Ranavalona, very ny taona 2011. Manoloana izany, mangataka ny hamerenana ny fanadihadiana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambalavao: saron’ny polisy ireo jiolahy namaky ny lycée teknika

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Ambalavao, afakomaly, ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny famakiana ny lycée teknika ao Ambalavao Tsienimparihy, ny 26 aogositra 2018 lasa teo. Very...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Asan-dahalo: zandary telo miandry ny fitsarana azy

Nosamborina noho ny firasaina tsikombakomba amin’ny dahalo ny zandary telo avy any Ambatofinandrahana. Miandry ny fanolorana azy ireo ny fampanoavana izy telo lahy amin’izao fotoana izao. Mbola misy ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy fahamatoran’ireo kandidà sy mpanao politika: notebahin’Andrianainarivelo...

Nahitsy ary tsy nitsitsy fitenenana manoloana ireo kandidà sy mpanao politika sasany. «Mamono ny firenena ireo mieritreritra ny tsy hisian’ ny fifidianana », hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

100 andro: nahavita dingana  ny Praiminisitra Ntsay

100 andro tamin’izao fiandohan’ny volana septambra izao ny nitantanan’ny Praiminisitra  Ntsay Christian ny governemanta. Anisan’ny asa vitany ny namerina amin’ny laoniny ny fitoniana taorian’ireny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jerry Rand: “Mila hampiroboroboana ny harena ao anaty”

Maro ny olona, indrindra ny tanora, manana faniriana tsara ao anaty, saingy tsy hain’izy ireo ny manatanteraka na ny mamoaka azy “Azo atao tsara ny mampiroborobo azy”, hoy i Jerry Rand, mpandraharaha...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

HEDM sy Airtel Madagascar: miara-miasa ho an’ny lalam-piofanana roa lehibe

Taona faharoa izao ny andiany voalohany ao amin’ny sekoly ambony tsy miankina momba ny lalàna sy ny fitantanana na ny HEDM (Hautes études en droit et en management) eny Soanierana. Ahitana lesoka ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanadinana bakalorea: mitaintaina ireo mpiadina jamba sivy mianadahy 

Sivy mianadahy ireo tanora sembana amin’ny fahitana na jamba hiatrika fanadinana bakalorea amin’ity taona ity. Avy ao an-tampon-tanànan’Antsirabe ny telo mirahalahy amin’izy ireo raha toa ka avy ao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vokatry ny fiakaran’ny tosidra: 40%-n’ny vohoka, misy fahasarotany 

40%-n’ny vohoka, misy fahasarotana avokoa, araka ny zava-misy hita eny amin’ny tobim-pahasalamana na hopitaly, amin’izao fotoana izao, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitry ny sampana fikarakarana ny...

View Article

KMF/Cnoe: « Ilaina matihanina ny politika »

« Ilaina ny tena maha matihanina amin’ny fanaovana politika. Fa tsy hirotsaka amin’ny fanaovana politika avokoa io olona rehetra tsy vonona io. », hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe, Andriamalazaray...

View Article
Browsing all 70375 articles
Browse latest View live