Araky ny fanambarana avy amin’ny seraseran’ny Zandarimaria, ho tohin’ny raharaha RFI dia karohana ity olona ity :
Sergent Rakotondrajery Jean Bruno, teraka ny 07/12/1981 tao Salomanana Antanambao Toamasina, zank’i Jean Paul sy i Bernadette, classe 2001/2, mirefy 1m62, Betsimisaraka, manam-pinoana katolika ary mitondra ny kara-panondrom-pirenena laharana 203 111 008 638 nomena tamin’ny 08 /07/03 tao Ambohidratrimo.