Miparitaka indray, amin’iny Antohomadinika Atsimo III G Hangar iny, ity héroïne na antsoina koa hoe “Roro”. Ny alatsinainy maraina teo, tovolahy iray no tratra tao an-tranony nitsindrona izany. Araka ny fanazavan’ny polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina (Stup), naharay fitarainana sy fitorohana izy ireo momba ny fisian’olona mifoka zava-mahadomelina mahery vaika eny Antohomadinika. Nanao […]
↧