![]()
Nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny fanasan’ny Amerikanina ireo Nosy maromao, ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana sy ny minisitry ny Tontolo iainana sy fandrosoana lovainjafy, ny Dr Raharinirina Baomiavotse Vahinala. Niarahana amin’ny filoha Amerikanina teo aloha, Barak Obama izany. “Tsy nanam-pahasahiana ny ankamaroan’ny firenen-drehetra na maro azo ny dingana vita taorian’ny fifanarahana tany Paris. Tsy ampy […]