Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Tselatra

$
0
0

 Lehilahy hita faty tao anaty lavapiringa, omaly teny Andraisoro. Tsy fantatra izay tena antony nahafaty azy fa araka ny fizahana nataon’ny dokotera, mety ho fijanonan’ny fo tampoka no nahafaty ity lehilahy ity.

 Fiara telo (fiara 4×4, R.6, R. Megane) no indray nifandona teny By-Pass Ankadindratombo, afakomaly. Vokany, naratra mafy vokatry ny dona nahazo azy ny mpamin’ilay R.6 ka voatery naiditra hopitaly. Potika avokoa ny lohan’ireo fiara nifandona.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697