Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70600

KABARY – FIMPIMA: faranana ny taon-jobily faha-55

$
0
0
Fandaharam-potoana roa lehibe no handrafitra ny famaranana ny fankalazana ny taon-jaobily faha-55-n’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (Fimpima). Ny 28 jona ho avy izao, eny amin’ny lapan’ny Akademia Malagasy eny Tsimbazaza, velakevitra « Tombon-dohany ho an’ny endriky ny kabary malagasy ankehitriny, miorim-paka amin’ny nentin-drazana ». Hanatontosa izany i Nalisoa Ravalitera sy Ranjatohery Harilala (mpikambana Fimpima sady mpikambana mahefa ao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70600

Trending Articles