Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70610

Namoron-kira ho ana mpanakanto maro: nodimandry, omaly, i Donat Rasamimanana 

$
0
0
Maizina indray ny tontolon’ny mozika… Fantatra fa nodimandry, omaly, i Donat Rasamimanana. Niasa tao ambadiky ny mpanakanto maro, nanamboatra ny lazan’izy ireo izy… “Ilay mpanamboatra ny lazan’ireo mpanakanto”, hoy ny filazan’ny mpanao gazety an’i Donat Rasamimanana. Tena izany tokoa anefa izy… Nanam-bintana ireo mpanakanto maro niara-niasa taminy, satria fantatra fa nodimandry omaly, teo amin’ny faha-54 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70610