![]()
18 mey, andro iraisam-pirenena ho an’ny mozea. Noho ny fandaminana anefa, hotontosaina ny zoma 17 mey izao ny fankalazana izany eto Madagasikara, izay hatao eo anoloan’ny Tahala Rarihasina Analakely, manomboka amin’ny 9 ora sy sasany ka hatramin’ny 4 ora sy sasany tolakandro. Isan-taona, misy ny lohahevitra hanaovana fanentanana ny daholobe amin’ny anjara toeran’ny mozea eo […]