![]()
Mandeha ny fampielezan-kevitra. Ao anatin’ny gaboraraka be ihany? Tsy hita izay tena fampiharan-dalàna… Ny tsy fanaovana fanambarana mialoha ny toerana sy fotoana hanaovana ny hetsika amin’ny fampielezan-kevitra, na filaharambe izany na fiara mitanjozotra. Izay no lazain’ny eo anivon’ny Ceni fa anisan’ny tsy fanarahan-dalàna hita amin’izao fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana solombavambahoaka izao. Eo ihany koa ny fametahana […]