Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

Fampifandraisana ny lalana RN2 sy RN3: ho vita amin’ny taona 2021 ny asa

$
0
0
Herintaona katroka izao, volana mey 2018, ny nanombohana ny asa fanaovana lalana Rocade avy eo Andranobevava mivoaka any amin’ny RN2. Tetikasa goavana hanitarana ny lalana eto Antananarivo, miaina ao anatin’ny fitohanan’ny fifamoivoizana sy ny voka-dratsy aterak’izany. Nizaha ny fizotry ny asa, omaly, ireo ny mpamatsy vola : BEI (1), AFD (2), UE (3)  niaraka tamin’ny solontenan’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

Latest Images

Trending Articles