![]()
Nitana ny teny nomeny, araka ny fampitandremana efa nataony tokoa ny mpitandro filaminana ao Toamasina fa tsy hitsitsy manoloana ny firongatry ny asan-jiolahy. Vokany, maty voatifitry ny polisin’ny Fip, omaly antoandro i Talata Zafy, raindahiny amin’ny fanafihana kioska. Voasambotra taorian’izay ny namany iray hafa. Nirefodrefotra nandritra ny adiny iray ny poa-basy nandritra ny fifampitifirana teo […]